Sady manandratra ny kolotsaina no mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny sosialy. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FIFIDIANANA KAOMINALY: Tsy tonga dia lany filankevitra raha tsy lany ben’ny tanàna
Ny 11 desambra 2024 no daty voatondro hanaovana ny fifidianana kaominaly sy ny monisipaly. Continuer la lecture
STARTIMES : Mampita mivantana ireo lalao mandritra ny La Liga 2024-2025
Efa manomboka ny lalao baolina kitra iadiana ny tompondakan’i Espagne, taom-pilalaovana 2024-2025. Continuer la lecture
MOUVEMENT GASIKARA : Tambazotra lehibe hanavotana an’i Madagasikara
Tsy misy intsony ny izaho sy ianao fa isika. Continuer la lecture
HOMO FABER 2024 : Voasafidy handray anjara any Venise ny asa tanana vitan’ny «Le Village»
Ho ampirantiana miaraka amin’ireo asa tanana vita eraopeanina sy asiatika ary amerikanina ny vita malagasy. Continuer la lecture
GSDM: Miantso ny fanjakana hamolavola paikadim-pirenena hanapariahana ny “agroécologie” manerana an’i Madagasikara
Teknikam-pambolena manampy ny tantsaha amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetrandro ny “agoécologie” na fomba fambolena maharitra. Continuer la lecture
TANDAVANALA ANKENIHENY ZAHAMENA SY AMBOSITRA VONDROZO : Nanampy betsaka tamin’ny fiarovana ny atiala ireo tantsaha
Sady nihatsara ny velonten’ny tantsaha no voaaro ny atiala. Mandray anjara amin’ny FIER MADA, ireo tantsaha nahazo tohana avy amin’ny tetikasa « Tontolo Voajanahary Lovainjafy amin’ny Ilan’Antsinanan’i Madagasikara ». Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Laharam-pahamehana ny fahasalaman’ny mpiasa
Mpiasa 500 ao amin’ny Orange Madagascar no nisitraka tolotra ara-pahasalamana ny 26 jolay 2024. Continuer la lecture
PLANIFICATION FAMILIALE : Une des solutions pour sortir de la pauvreté
Sur un terrain de sport à Anosizato Est, dans la capitale malgache Antananarivo, un stand dédié à la planification familiale a été installé. Continuer la lecture
FANDRINDRANA FIAINAM-PIANAKAVIANA: Anisany vahaolana ialana amin’ny fahantrana
Ramatoa 30 taona, manana zanaka dimy (5) mianadahy, milahatra miaraka amin’ny zanany telo, vavikely telo (3) taona sy roalahy, 2 taona sy enim-bolana, eo eo amin’ny kianja filalaovam-baolina iray ao amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana fa hanao fandrindram-piterahana. Continuer la lecture




















