Lors du séjour en Angola du 4 au 22 avril 2024 l’ONG Santé et Développement International (SDI) a pu enregistrer les besoins et la demande des Sœurs de la Salette dans leurs communautés réparties dans le pays. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ISLAND PADEL CUP: Ny ekipan’i Madagasikara sy Maorisy no hanokatra ny lalao
Mampiantrano ny andiany voalohany amin’ny Island Padel Cup i Madagasikara. Continuer la lecture
KARATE-DO : Mankalaza ny faha-50 taona ny AKKA
Fifaninanana fankalazana ny faha-50 taona ny AKKA, karaté-do style Wado Ryu. Continuer la lecture
WAKA WAKA FESTIVAL: Ampifandraisina ny kolontsaina sy sosialy
Sady manandratra ny kolotsaina no mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny sosialy. Continuer la lecture
FIFIDIANANA KAOMINALY: Tsy tonga dia lany filankevitra raha tsy lany ben’ny tanàna
Ny 11 desambra 2024 no daty voatondro hanaovana ny fifidianana kaominaly sy ny monisipaly. Continuer la lecture
STARTIMES : Mampita mivantana ireo lalao mandritra ny La Liga 2024-2025
Efa manomboka ny lalao baolina kitra iadiana ny tompondakan’i Espagne, taom-pilalaovana 2024-2025. Continuer la lecture
MOUVEMENT GASIKARA : Tambazotra lehibe hanavotana an’i Madagasikara
Tsy misy intsony ny izaho sy ianao fa isika. Continuer la lecture
HOMO FABER 2024 : Voasafidy handray anjara any Venise ny asa tanana vitan’ny «Le Village»
Ho ampirantiana miaraka amin’ireo asa tanana vita eraopeanina sy asiatika ary amerikanina ny vita malagasy. Continuer la lecture
GSDM: Miantso ny fanjakana hamolavola paikadim-pirenena hanapariahana ny “agroécologie” manerana an’i Madagasikara
Teknikam-pambolena manampy ny tantsaha amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetrandro ny “agoécologie” na fomba fambolena maharitra. Continuer la lecture
TANDAVANALA ANKENIHENY ZAHAMENA SY AMBOSITRA VONDROZO : Nanampy betsaka tamin’ny fiarovana ny atiala ireo tantsaha
Sady nihatsara ny velonten’ny tantsaha no voaaro ny atiala. Mandray anjara amin’ny FIER MADA, ireo tantsaha nahazo tohana avy amin’ny tetikasa « Tontolo Voajanahary Lovainjafy amin’ny Ilan’Antsinanan’i Madagasikara ». Continuer la lecture





















