Catégorie Actus



ADY AMIN’NY KOLIKOLY : « Maika ny fandaniana ny lalàna momba ny vondrona fanangonana harena azo amin’ny tsy marina»


Hisy fiantraikany amin’ny famatsiam-bola ny tsy fandaniana ny lalàna 2019-015. Miantso ny tomponandraikitra rehetra amin’ny tokony fandaniana ny lalàna momba ny vondrona fanangonana harena azo amin’ny tsy marina ny « Comité pour la Sauvegarde de l’Integrité » (CSI), ny BIANCO, ny SAMIFIN ary ny PAC amin’ity fivoriana tsy ara-potoana ataon’ny Antenimiera roa tonta ity. Continuer la lecture


SALON DES ETUDES INTERNATIONALES: Ny fomba hahazoana diplaoma any ivelany kanefa mijanona eto Madagasikara


Fampahafantarana ho an’ireo tsy mahalala. Efa marobe ireo mpianatra nahita tombontsoa tamin’ny «Salon des études internationales» ary efa nahavita ny fianarany ambaratonga ambony tany ivelany. Manomboka androany 05 martsa ary hifarana rahampitso 06 martsa 2020 ny andiany faha-11 amin’ity hetsika karakarain’ny Mada Jeune ity ary niova kely ny toerana satria eny amin’ny Novotel Convention Alarobia. Continuer la lecture