«Fanabeazana manara-penitra, antoky ny fampandrosoana maharitra ». Nitohy tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Ambohimandroso ny fanatanterahana ny tetikasa “Sekoly Telma”. Continuer la lecture
Archives mensuelles décembre 2019
FILANKEVI-PIRENEN’NY SECES : « Mampisy ny fitokonana faobe ny tsy fandraikitra ny minisitera mpiahy »
Mitohy ny tolona ataon’ny sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra (SECES). Miandry ny valiny mahafa-po sy azo tsapain-tanana hatramin’ny 15 Janoary 2020 ny SECES mialoha ny « congrès National ». Continuer la lecture
SEKOLY TELMA: Hitombo ny tahan’ny ankizy hiditra an-tsekoly ao amin’ny faritra Itasy
Fanatsarana ny fahafahana mianatra. Tandindomin-doza ny mpianatra ao amin’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP), Tanjombato Soavinandriana. Continuer la lecture
SECES: “Herinandro maty” manerana ny oniversitem-panjakana enina
Hamoaka fehin-kevitra nasionaly. Manomboka androany 16 desambra ka hatramin’ny 23 desambra 2019 ny “herinandro maty” ataon’ny SECES (Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra). Continuer la lecture
FONDS DE DOTATION HY: Vonona hanampy tosika ireo « mpanakanto » vao misandratra
Hampiakarana ny lanjan’ny kanto sy ny kolontsaina maha malagasy. Ao anatin’ny fandraisan’anjaran’ny Filatex amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara ny fananganana ny Fonds de Dotation HY. Continuer la lecture
ONG CARE INTERNATIONAL –PSHP: Mifanome tanana ho famonjena ain’olona marobe
Izay mitambatra vato. Ao anatin’ny firenena 25 marefo amin’ny loza voajanahary i Madagasikara. Vao tsy ela akory, roa taona lasa izay niaina loza mahery vaika ny firenena malagasy, toy ny rivo-doza Ava sy Eliakim, ny hain-tany ary ny valan’aretina kitrotro sy pesta. Continuer la lecture
FAPBM: Mitentina 7.780.411.731 Ariary ny famatsiam-bola ho an’ireo faritra arovana 35
Famatsiam-bola maharitra. Manokana vola hanampiana ireo faritra arovana eto amintsika ny FAPBM (Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar) isan-taona. Continuer la lecture
FITAKIANA NY « ILES EPARSES » : Amin’ny lafiny ara-panahy ny andraikitra raisin’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara
Tsy maty ny vinan’asan’i Pasitera Mailhol tamin’ny fampielezan-kevitrany. « Novelomin’ny Prezidà Rajoelina Andry ny fitakiana ireo nosy malagasy ( îles Eparses ) », hoy ny filohan’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara, Pasitera Mailhol. Continuer la lecture
CSPN : Mijoro ho vahaolana sy fakan-kevitra
Nitsangana ny « Confédération Syndicale de la Police Nationale » ( CSPN ). « Hamerina ny hasin’ny polisim-pirenena ny sendika. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nandray anjara amin’ny fampiroborobona ny fizahantany
Nanohana ireo tanora 40 avy ao Moramanga ny orinasa Ambatovy. Novatsian’Ambatovy vola ny iray tamin’ireo asan’ny kômity Iraisan’ny sampandraharaha ho fampananana asa ny tanora sy fampivoarana ireo vehivavy marefo tarihin’ny lehiben’ny District Moramanga. Continuer la lecture