Tsy ho ela dia hiroso amin’ny fifidianana ben’ny tanana sy mpanolontsaina isika. Continuer la lecture
Archives mensuelles juillet 2019
FIFIDIANANA KAOMINALY: “Soloy ny mpikambana ao amin’ny CENI sy HCC”
Tsy manaiky ny hanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanana sy mpanolontsaina ny “hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny hosoka sy ny hala-bato amin’ny fifidianana” na (H.O.M.2H.F). Continuer la lecture
LIONS CLUB INTERNATIONAL – DISTRICT 417: Mifanaraka amin’ny zava-misy ny fanampiana ny maha olona
Voafidy ho governoran’ny Lions Club International, District 417 Ny Fanja Rakotomalala. Nandritra ny kongresin’ny Lions Club International natao tany Milan tamin’ity volana jolay 2019 ity no ahafahany mitàna io andraikitra io ao anatin’ny taom-piasàna 2019-2020. Continuer la lecture
FIZAHANTANY SY NY FITATERANA: Antsoina ny mpandraharaha hampiasa vola
Paikady iray ahafahan’i Madagasikara mankany amin’ny fisandratana ny fizahantany. Ny fanamboarana foto-drafitr’asa mifanaraka amin’ity sehatra ity no hitan’ny fitondram-panjakana ho laharam-pamehana. Continuer la lecture
MARIKA TCL: Hahatongavana any Egypte amin’ny lalao famaranana ny CAN 2019
Mitohy hatrany ny fahatanterahan’ny nofinofy noho ny fandraisan’anjaran’i Barea amin’ny CAN 2019. Mpankafy baolina kitra sy Malagasy mpanohana ny ekipam-pirenena iray indray no hisidina ho an’ny Egypte, hanaraka ny lalao famaranana. Continuer la lecture
BAOLINA KITRA MALAGASY: Voafidy ny filohan’ny ligin’i Bongolava
Antsapaka no niafaran’ny fifidianana ny filohan’ny ligin’i Bongolava eo amin’ny taranja baolina kitra. Notanterahana tany Tsiroanomandidy omaly Alarobia 10 Jolay 2019 ny fifidianana izany filohan’ny ligy izany. Continuer la lecture
TSY FAHAMPIAN’NY « FER »: Miteraka voka-dratsy ho an’ny ankizy
Singampamelona ny vatana ny « fer » na « vy ». Zava-doza anefa no hitranga raha toa ka tsy ampy ny tahan’io “fer” io, indrindra ho an’ny zaza sy ny ankizy. Continuer la lecture
MORAMANGA AMBATOVY: Mora hahazoana tombony ny fiompiana trondro
Tsy dia be mpahalala loatra ny seha-pihariana fiompiana trondro tao anatin’ny taona vitsy lasa izay raha Moramanga sy ny manodidina no resahana. Continuer la lecture
Alahady 16 jona 2016 : Fetin’ny taranaka Ambonin’Ampamarinana (FIZAA)
Ny alahady faharoa amy volana jona no natokana ho alahadin’ny taranaka na koa ny Fikambanan’ny Zanaka am-pielezana Ambonin’Ampamarinana (FIZAA). Ny nampiavaka ny fotoana litorjika nanatanterahana izany alahadin’ny taranaka izany dia ny toriteny an-kira. Continuer la lecture
Tsingerintaona faha 59 nahaleovantena : Fomba tsotra ny an’ny S-FPMA
“Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana” I Kor. 14, 26. Io no Teny faneva nentin’ny Fikambanana Sakaizan’ny Fiangonana Protestantra Malagasy Andafy, na S-FPMA, nankalaza ny faha 59 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara, sy nitondrana am-bavaka ny firenena malagasy tamy fomba tsotra, nefa nanana ny lanjany teo anatrehan’ny tantaram-pirenena.