Manana 20 andro ireo mpifidy tsy mbola tafiditra ao anatin’ny lisi-pifidianana. Nambaran’ny Filohan’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), Hery RAKOTOMANANA nandritra ny dinik’asa niarahana tamin’ireo lehiben’ny fokontany sy ny lefitry ny lehiben’ny fokontany rehetra ao anatin’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA), ny 11 janoary fa mbola afaka manoratra ny anarany eny amin’ny biraom-pokontany ireo mpifidy tsy mbola ao anatin’ny lisi-pifidianana hatramin’ny 31 janoary 2018. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FOIRE INTERNATIONALE DES PIERRES BRUTES : Nampiavaka ny foara ny trano heva 16 an’ireo mpandraharaha Malagasy
Vato sarobidy, firavaka, vatosoa tsy mbola voapaika isan-karazany milanja 800 kilao avy any amin’ny firenena samihafa nampirantiana nandritra ny foara iraisam-pirenena ho an’ny vato tsy mbola voapaika (foire internationale des pierres brutes), tany « Jaipur Inde ». Continuer la lecture
VISION MADAGASCAR : 2018, taona fanantenana ho an’ny mpandraharaha
Tetikasan’ny Filoham-pirenena, Hery RAJAONARIMAMPIANINA amin’ity taona 2018 ny fanohizana ny asa efa vita teo aloha toy fanamboaran-dalana, ny fametrahana fitaovana mampiodina ny herinaratra. Fanantenana ho an’ireo mpandraharaha ara-toekarena izany. Continuer la lecture
Rivo-doza “AVA”: Tapaka ny lalana, miakatra sahady ny vidim-bary
Tondraka ny rano, potika ny voly. Tapaka ny lalana, mikatso ny fitaterana. Noho ny voka-dratsy nateraky ny rivo-doza “AVA”, manomboka sahady ny fiakaran’ny vidim-bary. Maro amin’ireo mpivaro-bary no efa mampiakatra ny vidim-bary na dia efa entana tahiry aza. Continuer la lecture
OMS: 4 tapitrisa dolara ilaina maika amin’izao vanim-potoana ny pesta izao
Nanolotra fanomezana ho mari-pahatsiarovana noho ny fiarahamiasa tamin’ny OMS ny Ministeran’ny Fahalasalamam-bahoaka ny alatsinainy 08 janoary 2018 nandritra ny fitsidihan’ny Tale Jeneraly Tedros Adhanom . Continuer la lecture
FILOHAMPIRENENA HERY RAJAONARIMAMPIANINA : 70 % sisa ny taham-pahantran’ny Malagasy
Tao anatin’ny efa-taona nitondrana an’i Madagasikara, nambaran’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy nandritra ny fifampiarahabana nahatratry ny taona 2018, teny Iavoloha fa nihena 18 % ny Malagasy miaina ao anatin’ny fahantrana. Nidina ho 70 izany raha 92 % teo aloha. Continuer la lecture
FJKM Ambatolampy-Fahazavana : Un départ avec la Saint-Sylvestre
Le temple protestant réformé FJKM Ambatolampy-Fahazavana Ambohitrimanjaka a consacré le dimanche 31 décembre, dernier de l’année, à une cérémonie spéciale pour marquer la fin de carrière du Pasteur Rakotonirina Honoré, officiant pendant 33 années au sein de ce temple. Continuer la lecture
FLM Ambatovinaky : Noziogaina mariboninahitra ny Pastora
Nomen’ny Fanjakana malagasy mariboninahitra Chevalier de l’Ordre National malagasy ny Pastora Ratsimbazafy Solohery, Mpitondra Fileovana sy Fitandremana FLM Ambatovinaky, Synodam-Paritanin’Antananarivo, FDiangonana Loterana Malagasy. Continuer la lecture
FLM Ambatovinaky Terminer l’année en beauté
Le temple protestant luthérien d’Ambatovinaky a réservé le dernier samedi de l’année pour une fête de famille à double face. Continuer la lecture
AGENCE AMBININTSOA: Ny lakilen’ny fitazomana mpiasa an-trano
Tovolahy mpiasa an-trano iray nahazo iray hetsy Ariary. Saro-pady ny asa an-trano satria mampiditra olon-kafa any an-tranon’olona. Ho an’ny “agence Ambinintsoa”, mametraka fitokisana amin’ireo olona mitady asa an-trano ao aminy izy. Continuer la lecture





















