Hanatanteraka ny teny nifanaovana teo amin’ny kianjan’ny 13 mey ny ministry ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, Guy Rivo Randrianarisoa. Continuer la lecture
Catégorie politique
Mpiasan’ny MEETFP sy ny sendika: Manamafy ny efa mijoro
Mandray anjara tanteraka amin’ny fanarenam-pirenena ny mpiasan’ny Minisiteran’ny fampananan’asa sy fampianarana teknika ary fampiofanana arak’asa ( MEETFP ). Continuer la lecture
Sendikan’ny mpitsara: “Mila diovina ny ministeran’ny fitsarana”
Tsy mitsahatra ny fangatahana ireo ministra tsy hiverina hitantana ministera. Manoloana ireo tranga mamoehitra teo anivon’ny fitsarana Malagasy, tsy manaiky ireo ministra mamerina kilasy ao amin’ny ministeran’ny fitsarana ny SMM “Syndicat des magistrats de Madagascar”. Continuer la lecture
PRAIMINISTRA OLIVIER MAHAFALY SOLONANDRASANA: Nametra-pialana
« Tonga ny fotoana hanampahako hevitra amin’ny maha olompirenena tomponandraikitra ahy ». Continuer la lecture
TSENAN’ IVATO: Tsy maintsy vita
Ao anatin’ny telo volana no hanamboarana ny tsenan’ny kaominina Ivato. Hahazaka mpivarotra 2000 ny tsena rehefa vita raha toa ka 1500 ny isan’ny mpivarotra amin’izao fotoana izao. Continuer la lecture
Dinika ho fanavotam-pirenena: Miantso ny miaramila
Eo anatrehan’ny didy navoakan’ny fitsarana Avo momba ny lalam-panorenana (HCC ) momban’ny fitorian’ireo solombavambahoakan’ny fanovana, naneho ny heviny ny Dinika ho Fanavotam-pirenena ( DFP ). Continuer la lecture
Olompirenena miantso izay vonona sy vanona: Endriky ny horonan-tsary « Gisa mainty » ve ?
« Tsy hipetra-potsiny izahay olompirenena amin’izao ataon’ny mpanao politika eo amin’ny fitondrana na ny mpanao politika mpanohitra izao. Rehefa misy ny olana politika hatrizay dia vahaolana politika hatrany no natao kanefa tsy nitondra ny firenena nankany amin’ny fandrosoana sy ny filaminana izany. Continuer la lecture
MAMAFI: “Aza atao sorona ny fianaran’ny mpianatra”
Mitaraina ny ray aman-drenin’ny mpianatra eny amin’ny sekolim-panjakana toy ny eny amin’ny EPP Tsaramasay amin’ny tsy fianaran’ny zanak’izy ireo. Continuer la lecture
Antoko ADN: nidina ifotony Mitaky fitsapan-kevi-bahoaka
Samy tsy tafandry mandry amin’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ireo izay mihevitra fa manana adidy aman’andraikitra sy mitsinjo ny hoavin’ity firenena ity. Continuer la lecture
Antoko PSD : Mangataka ny fialàn’ny governemanta
Manahy ny hisian’ny fifandonana amin’ireo mpifanandrina ny « Parti Social Democrate de Madagascar » ( PSD). Noho izany, mangataka ny fialan’ny praiministra sy ny governemanta tantaniny izy ireo. Continuer la lecture





















