Manampy amin’ny fianarana ny teny anglisy. Chaînes 11 malaza eran-tany natokana ho an’ny ankizy sy ny tanora no atolotry ny Startimes ho an’ny mpanjifa mandritra ny fotoanan’ny vakansy. Continuer la lecture
Catégorie Doka
GRANDES VACANCES 2021 : ARRIVAGE ENTANA MARO AO AMIN’NY BAOLAI
Amin’ izao vaninandro izao dia ny hiaka faran’ ny teknolojia no isan’ ny mahasarika ny rehetra maneran – tany. Ny etoamintsika dia ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely , Soarano ary ao Bazar Be – Toamasina no anisan’ ny ahitana izany .« Ny entana rehetra ato aminay dia « premier choix » daholo. Ary natao mifanandrify hatrany amin’ ny filàna sy fahefam – bidin’ ny tsirairay » hoy ny tompon’ andraikitra. Maro karazany tokoa nyzavatra hita ao ao amin’ ity Tranombarotra lehibe iray ity. Continuer la lecture
FETIN’ NY RAY SY ASARAMANITRA : VAO NAHATONGA ENTANA NY BAOLAI
Ao anatin’ ny fankalazana fety marobe ny eto amintsika amin’ ity volana ity, ny Alahady 20 Jona 2021 ho avy izao ohatrany fetin’ ny ray, eo ihany koa ny fetim-pirenena. Tsy diso anjara amin’ izany fankalazana ny fety samihafa izany ny Tranombarotra« Baolai ».
« Ny marika « Hisense » izay mpanohana ofisialy ny« Euro 2020 » dia efa hita ato aminay, etsy Analakely,Soarano ary ao Bazar Be – Toamasina » hoy ny tompon’andraikitra. Continuer la lecture
EURO 2020 : Ao amin’ny Startimes ny fotoana !
Ho hita mivantana ao amin’ny Startimes ny lalao rehetra. Ekipa-pirenena 24 mahay indrindra ao eraopa no hiatrika ny fifaninanana Euro 2020 izay hanomboka amin’ny 11 jona 2020 ho avy izao ka haharitra iray volana. Continuer la lecture
Euro 2020 : Football pour tous avec StarTimes
La compétition de football la plus attendue de l’année arrive. L’Euro 2020 débute le 11 juin 2021 et en tant que diffuseur officiel, StarTimes s’est engagé à ce que chaque fan de football d’Afrique puisse profiter pleinement du tournoi. Continuer la lecture
MARO NY ENTANA AZO HATAO FANOMEZANA HO AN’ I NENY
Ao anatin’ny fanomanana ny fankakalazana ny fetin’ny reny tsy ho ela, dia maro ny zavatra azo hatao fanomezana eny amin ‘ ireny magazay lehibe eto amintsika ireny.
Toy ny hita ao amin’ny Tranombarotra Baolai etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina, izay vao naha tonga entana « première qualité » .
Ao ny laser tv 100 » – Smart tv sy télé led, misy manomboka 22 hatramin ‘ ny 85 » ( misy antoka herintaona daholo), réfrigérateur, finday, synthétiseur, subwoofer, cuisinière à gaz sy eléctrique, fer à lisser ( volo ), machine à laver, climatiseur, … Continuer la lecture
STARTIMES : GasyStar, chaîne malagasy 100% manome lanja ny fanatanjahantena sy kolontsaina
Fanohanana fanatanjahantena sy kolontsaina malagasy. Ao anatin’ny vinan’ny Startimes tamin’ity taona 2021 ity ny fanohanana ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Continuer la lecture
Vavaka Tompo ô ! Sitranonao ny Malagasy
Tompo ô ! Mba jereo!
Izahay izay mitoreo,
Fa miatrika ady mafy
Ny vahoaka Malagasy.
Amin’ny Coronavirus,
Aretin-doza izay misy,
Mandripaka sy mahafaty,
Sitranonao ny Malagasy!
Mandohalika Aminao,
Miangavy ary mitalaho,
Sady miantsoantso mafy:
Sitranonao ny Malagasy!
Mangataka famindra-po,
Miaiky heloka tokoa,
Tsy nanao ny tsara fa ny ratsy,
Sitranonao ny Malagasy!
Ary mampanantena Anao,
Hiala amin’ny ratsy izay fanao,
Ary hifankatia tsy hifandrafy
Sy ho iray ny Malagasy!
Fantatray fa Ianao irery,
No hany manana ny hery,
Handresy ity aretin-dratsy ,
Koa sitranonao ny Malagasy!
Ianao no Andriamanitray,
Aza ilaozanao izahay,
Na koa avela hangasihasy,
Fa sitranonao ny Malagasy!
Apetrakay Aminao,
Izao fitarainanay izao,
Tompo ô! Avia malaky,
Sitranonao ny Malagasy! Amena!
RASOLOFO Bernard
Misy ny mpiasan’ny fahasalamana tratry ny Covid-19
Nanao fanambarana misy ny datin’ny omaly Talata 14 Aprily 2020 ny avy ao amin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny minisitra fa : Continuer la lecture
TSENA AN’IVATO : Atao manara-penitra
« Hatomboka amin’ny volana janoary ny tsenan’ny kaominina Ivato ». Nohamafisin’ny Praiministra nandritra ny fiarahana misakafo maraina mpanao gazety ny 28 desambra 2017, teny DLC Anosy, hatao manara-penitra io tsena io. Continuer la lecture



















