Rehefa ankatoky ny volana Septambra toy izao dia maro ireo izay te hanavao ny ao antokantrano ao. Ao anatin’ izany indrindra dia vao nahatonga entana lohalaharana amin’ ny kalitao nyTranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina.
« Maro azo hisafidiana tsara nyentana ato aminay. Ny antsipiriany izany rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 034 56 288 21 (amin’ ny ora fiasana) … » hoy ny tompon ‘ andraikitra.
Ao no ahitana ny laser tv 100 » – Smart tv sy télé led, misy manomboka 22 hatramin ‘ ny 85 « ( misy antoka 12 volana daholo ) , climatiseur portatif, amplificateur, finday, cuisinière à gaz sy électrique, réfrigérateur, fer à lisser ( volo ) , four micro – onde,…
Ny toerana ahitana ny Tranombarotra « Baolai » dia etsy Soarano eo ampintan’ ny Firaisana I, ao amin’ ny Seg ary eo ampintan’ny Epp Soarano sy Analakely: eo ampintan’ ny Epp na Cisco, Avenue de l’ Indépendance, eo ampintan’ny biraon’ ny kaominina ( eo akaikin’ ny arrêt taxi be 137) ary ao Bazar be Toamasina.
Dia hafinaritra tokoa ny volana efatra farany amin’ ity taona2021 ity miaraka amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».