Hampiantrano ny Madagascar Fashion Week Ocean Indien (MFWOI) andiany faha-7 ny Hôtel Sakamanga Ampasamandinika, ny 20 ka hatramin’ny 24 desambra 2021. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
RAVINALA AIRPORTS : Tous les vols régionaux et internationaux transférés au nouveau Terminal International d’Antananarivo
La cérémonie officielle de la mise en service commerciale du nouveau terminal international de l’aéroport d’Antananarivo s’est déroulée ce 16 décembre 2021. Continuer la lecture
OPERATION SMILE MADAGASCAR: Hiova ny fiainan’ireo manana fahasembanana sima molotra sy vaky lanilany
Manana vina handidy maimaimpoana olona manana fahasembanana sima molotra sy vaky lanilany 500 ny Operation Smile eto Madagasikara ny taona 2022. Continuer la lecture
SECOURS ISLAMIQUE FRANCE : Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fitantanana ny tandidon-doza sy ny loza
« Agents de terrains » 55 avy amin’ny fokontany 4 eto Antananarivo Renivohitra (Ankiheniheny, Ambodihady, Ambaravarankazo, Ankazomanga Atsimo) no nahazo fiofanana momba ny fitantanana ny tandidon-doza sy ny loza ny 9 desambra 2021 teny Ambohimanaraina. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Fandaharana’asa nomerika 3 ho tanterahina ao amin’ny I-votika Antsirabe
Samy hahazo ny anjarany na ny tanora na ny vehivavy na ny ankizy. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 11 desambra 2021 ny “i-votika” ao Antsirabe. Continuer la lecture
CLEANING CHALLENGE: Nitondra fiovana tao an-tokantrano sy ny manodidina
Tsy mila baikoana. Tapitra ny fifaninanana Cleaning Challenge nokarakarain’ny Fondation Terra. Nozaraina ny 11 desambra 2021 teny amin’ny Le Combava Ambodihady ny loka sy mari-pankasitrahana ho an’ireo fianakaviana dimy voalohany sy ireo mpandray anjara rehetra. Continuer la lecture
LALANAN’NY FANANANTANY 2006-031: “Fanesorana tsikelikely ny fitantanan’ny kaominina ny fananantany (BIF)
Hisy fiantraikany amin’ny fifidianana filohampirenena sy solombavambahoaka ary ben’ny tanàna. Continuer la lecture
MPIARO NY ZON’OLOMBELONA : Tsy voahaja ny zon’olombelona matoa misy ny fahantrana
Rano tapaka, tsy fahampian-tsakafo any Atsimo… santionanany amin’ireo zo fototra tsy voahaja eto Madagasikara satria ao anatin’ny zon’olombelona fahazoana rano, sakafo, araka ny fanazavan’ny mpiaro zon’olombelona… Continuer la lecture
ECOLE DU MONDE AO MAHAJANGA : Nisantatra ny sekoly nomerika ho an’ny taom-pianarana 2021-2022
Miampy 30 ny sekoly hisitraka ny programa “école numérique” sahanin’ny Orange Solidarité de Madagascar mandritra ity taom-pianarana 2021-2022 ity. Continuer la lecture
AGROECOLOGIE: Ho ampidirina ao anaty fandaharam-pibeazana
Ao anatin’ny vinan’ny ministera. Fanavaozana nentin’ny GSDM tao anatin’ny tetikasa PAPAM ny fampidirana ny “agroécologie” ao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture











