Manaraka ny fivoaran’ny teknolojia. Nampahafantarina ny 11 Febroary 2022 tetsy Anosy ny fitsanganan’ny tranokalan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM) www.ojm.mg . Continuer la lecture
Auteur R Nirina
AIDE D’URGENCE SUITE AU PASSAGE DU CYCLONE BATSIRAI : Cinq experts de la protection civile de l’Union Européenne en mission à Madagascar
L’Union Européenne (UE) a répondu à l’appel du gouvernement malagasy pour venir en aide aux sinistrés après le passage du cyclone Ana et Batsirai. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Niampy vary 13 taonina sy menaka 200 litatra ny vatsy hanampiana ireo traboina
Nanatitra fanampiana ho an’ireo traboina eto Antananarivo renivohitra vokatry ny oramikija tao amin’ny andro maromaro ny Orange Solidarité Madagascar. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nanome tolo-tanana ny kaominina Antananarivo renivohitra
Ao anatin’ny ezaka fanampiana vonjitatra ireo traboina vokatry ny rotsakorana namely ny faritra maro teto Madagasikara, indrindra ny teto Andrenivohitra, dia nanolotra vary 10 taonina ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) Ambatovy, ny Alakamisy 27 janoary 2022. Continuer la lecture
BNGRC : Manamora ny fanangonana ireo antontan-kevitra ny fanomezana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar
Mametraka fitokisana. Nanatitra fanampiana teny amin’ny Birao Nasionaly mitantana ny tandidon-doza sy ny loza (BNGRC) ny Orange Solidarité Madagascar ny 26 janoary 2022 teny Antanimora. Continuer la lecture
LA CHARITE DE MADAGASCAR: Hitohy ao anatin’ny fotoana tsy voafetra ny fizarana sakafo ho an’ireo traboina
Ireo mpamaky vato ao amin’ny “carrière” ao amin’ny fokontany Andranomena no nanombohan’ny fikambanana “La Charité Madagascar” ny fizarana sakafo masaka ho an’ireo traboina vokatry ny oramikija tao anatin’ny 10 andro farany teo. Continuer la lecture
LA CHARITE DE MADAGASCAR: Nitety ireo tokantrano traboina noho ny andro ratsy
Niantso ny fikambanana “La Charité de Madagascar” avy hatrany ny orinasa Aaleemee Society ao Maorisy vao nahare fa maro ireo traboina vokatry ny andro ratsy sy ny oramikija nitranga teto Madagasikara tao anatin’ny andro maromaro. Continuer la lecture
FIFIDIANANA FILOHAN’NY ASIEF: Kandida tokana i Andrianarison John na i John Love
Andrianarison John, filohan’ny ASIEF teo aloha ihany no kandida nanatitra ny ny antontan-taratasy filatsahankofidiana teny amin’ny vaomiera mpikarakara ny fifidianana. Nifarana ny 21 janoary 2022 tamin’ny 4 ora sy sasany ny fara-fanaterana izany. Continuer la lecture
CAN 2022 ATSY CAMEROUN: Lalao 51 handeha mivantana amin’ny Startimes
Nahazo alalana handefa mivantana ny lalao iadiana ny tompondakan’i Afrika – CAN 2022 atao atsy Cameroun ny Startimes. Lalao 51 no handeha mivantana amin’ireo chaîne momba ny fanatanjahantena. Continuer la lecture
RAHARAHA VOLAMENA 49 KILAO: Mifanerasera mivantana amin’ny ministeran’ny fitsarana ao Comores fitondram-panjakana malagasy
Ho tsotra kokoa ny dingana arahina amin’ny fampodiana an-tanindrazana ireo teratany malagasy voarohirohy tamin’ny fanondranana antsokosoko volamena 49 kilao noho fifanarahana ara-pitsarana misy eo amin’i Madagasikara sy Comores. Continuer la lecture











