« Misedra olan’ny tsy fandriam-pahalemana ny toerana tsy voarakotra tambazotram-piandraisan-davitra sy tsy misy « mobile money », hoy Razafindramalo Tahina, Ministry ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra nandritra ny lanonana fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny Orange Madagascar sy NuRAN. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FIKAMBANAN’NY MPIANATRA POLITEKNIKAN’ ANTANANARIVO: Maniry ny fitohizan’ny fiarahamiasa amin’ny fanjakana sy ny hery velona rehetra
Fanamafisana ny fifandraisan’ny mpianatra, mpanelanelana ny mpianatra sy ny tompanandraiki-panjakana isan-tsokajiny no antom-pisian’ny fikambanan’ny mpianatra Politeknikan’Antananarivo (FMPA). Continuer la lecture
GIGA PROMOTION CHEZ BAOLAI !
Avec les fêtes du réveillon et du nouvel an qui arrivent à grand pas, le domaine de l’ électroménager reste le péché mignon des malagasy. Continuer la lecture
TOERANA MANODIDINA NY ROCADE IARIVO: Fokontany 4 mendrika indrindra tamin’ny fitandroana ny fahadiovana sy ny tontolo iainana
Voasoroka hatramin’ny fahatsetsenan’ny lakandrano sy halatra vy. Continuer la lecture
ESTIIM’: Manana ny toerana maha izy azy amin’ny sehatrin’ny asa ireo mpianatra mivoaka ao amin’ny oniversite
« Tsy mbola vita akory ny fianaran’ireo mpianatra dia efa misy orinasa mitady azy ireo sahady », hoy ny Tale Mpitantana ny oniversite ESTIIM’. Continuer la lecture
NOELY MIZARA HAFALIANA 2022: Mpianatry ny EPP 4000 mahery nahazo kilalao avy amin’ny kaominina Alasora
Feno telo taona amin’ity taona 2022 ity ny « noely mizara hafaliana ». Continuer la lecture
FIKAMBANANA PORTE BONHEUR : Feno hafaliana ireo mpianatra sy ray aman-drenin’ny mpianatra ary mpampianatra miisa 400
« Mizara hasambarana ». Izay no fanirian’ny fikambanana “Porte Bonheur”. Izay rahateo no dikan’ny anaran’ity fikambanam-behivavy hivondranan’ireo reny tsara sitrapo ao amin’ny kaominina Alasora. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Mihoatra ny 15 % ny fihenam-bidy amin’ireo entana ilaina amin’izao fetin’ny noely izao
Akanjo,kiraro, kilalao, sakafo, kojakojan-dakozia. Hita eny amin’ny Grande Braderie de Madagascar avokoa izany amin’izao ankatokin’ny fetin’ny noely sy faran’ny taona izao. Continuer la lecture
AIRTEL MADAGASCAR « Mahazo Arivo, Arivo Mahazo 2023 »: Une multitude de lots à gagner et un gros lot de 5 000 000 Ariary
Airtel Madagascar a lancé ce mardi 20 décembre 2022 l’édition 2023 du jeu « Mahazo Arivo, Arivo Mahazo ». Dédié aux utilisateurs du réseau, celui-ci s’organisera du 12 Décembre 2022 au 07 Mai 2023. Continuer la lecture
ORANGE MIRAY FO: Fianakaviana sy ankizy sahirana ary marary 2.300 hianoka ny fetin’ny noely am-pifaliana
Hetsika fanaon’ny Orange Madagascar amin’ny alalan’ny fikambanany ara-tsosialy Orange Solidarité Madagascar (OSM) isan-taona ny “noely firaisankina” na “Noël soildaire”. Continuer la lecture











