Auteur R Nirina


KOPIKOLE SY DECOUVERTE MADAGASCAR 2017: Nandrombaka ny amboara ny kopikolé Tahiry sy i Tsilira.


Nibata ny laharana voalohany tamin’ny fifaninana “kopikolé” 2017 ny kandida avy eto Antananarivo.   Tamin’ireo kandida  folo tafakatra tamin’ny dingana famaranana, nisalotra ny kopikolé  2017  i  Miora,  kopikolé Tahiry.  Fivahinianana Budapest, renivohitry ny firenena  Hongrie ny tenany. Loka avy amin’ny  British School of Madagascar  izy ity.  Tsilira avy ao Toliara kosa no nahazo ny amboara tamin’ny fifaninana an-kira “découverte Madagascar”. Continuer la lecture