Tombontsoa lehibe ho an’ny tompona orinasa na tomponandraikitra ambony ao amin’ny orinasa fa indrindra ny fitondram-panjakana eto Afrika ny fanatrehana ny Africa CEO Forum (ACF). Continuer la lecture
Auteur R Nirina
« GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR »: Mampivondrona ny mpivarotra
Hanamaivana ny fivezivezena mandritra ny fiantsenana ny fitsidihana ny hetsika ara-barotra Grande Braderie de Madagascar (GBM). Continuer la lecture
KANDIDA SOLOMBAVAMBAHOAKA: « Foano ny lisitra mampiasa ny anaran-dRajoelina »
Filohan’ny Malagasy rehetra ny Prezida Andry Rajoelina fa tsy an’ny vondrona politika irery, hoy ny mpanao politika, Rakotomavo Lanto. Continuer la lecture
MANDRIMENA ANDOHARANOFOTSY: Nahatratra rongony ny polisy
Samy manao ny asany na ny mpanao ratsy na ny polisy manenjika azy ireo. Iaraha-mahalala ny zava-dratsy ho entin’ny mpidoroka sy mpifoka ny rongony amin’ny fiaraha-monina. Continuer la lecture
ASA SOSIALY: Zava-dehibe ny fifandraisana amin’ny samy olombelona
Natokana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny asa sosialy (travail social) ny 19 martsa. Nanamarika io fankalazana io tamin’ny alalan’ny famelabelaran-kevitra ny sekoly ambaratonga ambony ISTS (Institut Supérieur de Travail Social), Mandrimena Andoharanofotsy omaly. Continuer la lecture
« SECOURS ISLAMIQUE FRANCE » : Asa maika tao amin’ny EPP Ambodihady
Nihotsaka ny tany ao ambadiky ny EPP Ambodihady Ambohimanarina ka tandidomin-doza ny sekoly. Efa am-polo taonany no nisy fihotsahana saingy tsy nisy ny fandraisan’andraikitra na dia efa natao aza ny tatitra tamin’ireo tomponandraikitra mahefa. Continuer la lecture
DISTRIKAN’AMBOHIDRATRIMO : Kandida solombavambahoaka Rabemihoatra Mino
Nifanojo ny fanapahankevitry ny maro an’isa amin’ireo ben’ny tanàna ao amin’ny distrika an’Ambohidratrimo sy ireo vahoaka avy amin’ireo kaominina 24 mandrafitra ny distrika fa hanolotra an-dRabemihoatra Mino Mbolatiana ho kandidà amin’ny fifidianana solombavambahoaka ny 27 mey 2019. Continuer la lecture
POLITIQUE DE DEVELOPPEMENT: La loi des finances rectificatives très attendue
Apparemment le régime Andry Rajoelina ne connaît aucune formation politique d’envergure d’opposition. Continuer la lecture
GRENADY « LACRYMOGÈNE » SY BALA: Teny am-pelatanan’ny olon-dratsy
Miezaka ary mampiasa ny paikady amin’ny asan’ireo olon-dratsy ny eo anivon’ny polisim-pirenena. Izay indrindra no nahazoan’izy ireo karazana grenady lacrymogène sy bala. Continuer la lecture
FIKAMBANANA « DESTINY »: Niavaka ny fankalazana ny 8 martsa
Nisantatra voalohany ny tranom-pokonolona Ankadindravola, kaominina Ivato ny fikambanana “Destiny”. Continuer la lecture











