Mampiranty ny asa tanany eny amin’ny Alliance Française Antananarivo (AFT) Ragasy. Nanomboka ny alatsinainy 1 aprily ary hifarana ny 6 aprily 2019 ny fampirantiana ataony. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
SEHA-PIHARIANA MOMBA NY VOLAMENA: Nidina tany Vakinankaratra sy Menabe ny “ANOR”
Kaominina dimy malaza amin’ny fitrandrahana volamena no nanaovan’ny “Agence Nationale de la Filière Or” na ANOR fitsidihana ny 18 ka hatramin’ny 23 martsa 2019 lasa teo. Continuer la lecture
«ALLIANCE FRANÇAISE »: Mankalaza ny taombaovao Malagasy
Sambany amin’ity taona ity no mankalaza ny taombaovao malagasy ny «Alliance Française»(AFT). Mikarakara hetsika ho fankalazana izany ny AFT izay atao etsy Andavamamba amin’ny Zoma 05 Aprily 2019. Continuer la lecture
« COMMISSARIAT CENTRAL D’ANTANANARIVO VILLE »: 50 taona amin’ity taona ity
Mankalaza ny taon-jaobily amin’ity taona 2019 ity ny « Commissariat Central d’Antananarivo ville ». 50 taona taona katroka tamin’ny 01 Aprily 2019 lasa teo izany satria ny 01 Aprily 1969 no naorina izany. Continuer la lecture
MPIASAN’NY ORINASA AFAK’HABA: Mampidi-bola betsaka ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana
Feno 20 taona ny vondron’ny orinasa afak’haba sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy (GEFP). Continuer la lecture
MINISTERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA: Ny « tagnamaro » teny amin’ny hopitaly Mahitsy
Androany 30 martsa 2019 teo no nanombohan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina ny hetsika “tagnamaro: andron’ny olom-pirenena”. Continuer la lecture
SENDIKAN’NY FANANANTANY : Manomè 72 ora ho an’ny fanjakana
« Tsy mandà ny fanadihadiana ataon’ny fitsarana izay manatanteraka ny asany izahay fa tsy tokony atao fomba fanao ny fitazomana vonjimaika. Continuer la lecture
BANKY IRAISAM-PIRENENA: Nanome fanampiana amin’ny sehatry ny angovo sy ny fananantany
Fanampiana telo sosona no vita sonia tetsy amin’ny minisiteran’ny toe-karena sy ny vola teo amin’ny banky iraisam-pirenena tamin’ny alalan’i Coralie Gevers, solontenany eto Madagasikara sy ny minisitra, Randriamandranto Richard omaly Talata 26 Martsa 2019. Continuer la lecture
« ENTREPRENDRE FEMININ OCEAN INDIEN »: Sady atao ny fandraharahana no karakaraina ny tokan-trano
Zava-dehibe ny fandraisan’ny vehivavy andraikitra amin’ny toe-karena eto Madagasikara. Tsara ihany koa anefa ny mivondrona mba hifampizara traikefa sy ny fandrindran’ny maha renim-pianakaviana mikarakara ny tokan-tranony sy ny fandraharahana. Continuer la lecture
FITSARAM-BAHOAKA TAO IKONGO: Efa niverina ny filaminana
Fitsaram-bahoaka iray indray no nahafatesana lehilahy iray 24 taona. Tany Ikongo no niseho ity tranga ity. Ny nahatonga izany famonoana tsy mandalo fitsarana izay ampiatra ny lalàna izany dia ny nahitana ny fatina vehivavy iray tao anaty honahona tao an-tanàn’i Papango ao Ikongo ny 21 martsa 2019 lasa teo. Continuer la lecture











