Dans les préparatifs de la fête des mères, cette année les grandes enseignes de la Grande Ile proposent plusieurs idées cadeaux. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ROVAN’I MADAGASIKARA : Hametahana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro hanazava ny eo ivelan’ny lapa
Fiarovana ny lapa amin’ny fikasana hiditra an-tsokosoko amin’ny alina. Vita sonia ny tamin’ny alatsinainy 12 mey 2025 ny fiaraha-miasa eo amin’ny Groupe Filatex sy ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina(MCC) ary ny Office du Rovan’i Madagasikara (ORMada) teny amin’ny lapan’i Manjakamiadana amin’ny ho fanazavana ny Rovan’i Madagasikara. Continuer la lecture
LA POÉSIE DE MADAGASCAR : Boky navoakan’i Ranaivoson Dominique mampivondrona ny asa soratr’ireo poeta malagasy.
« Manampy amin-javatra maro amin’ny fiainana andavanandro ny poezia. Rehefa mamaky tononkalo isika, dia tena manampy be izany : manome hery indray, ilay herim-po hitraka, hiady, hanohy hiatrika ny zava-misy », hoy i Ranaivoson Dominique. Continuer la lecture
MVOLA : 15 taona nanamora ny andavanandron’ny Malagasy
Zo fototra ny fahafahan’ny olon-drehetra miditra amin’ny tolotra ara-bola. Continuer la lecture
FAMATSIAMBOLA MAITSO HO AN’NY TOETRANDRO: Ho tsinjaraina amin’ireo firaisamonim-pirenena miasa eny ifotony
“Zo an’i Madagasikara tanteraka ny misitraka famatsiambola maitso ho an’ny toetrandro”, hoy i Ravelomanana Lova Kanto, mpandrindra ny birao nasionaly misahana ny fiovan’ny toetrandro, ny karbona sy ny fampihenana ny etona mangeja hafanana avy amin’ny fandripahana sy fandringanana ny ala (BNCC REDD+), ao amin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (MEDD). Continuer la lecture
ALPHA CIMENT : Une journée dédiée au partage des bonnes pratiques dans la construction
Des centaines de maçons, chefs de chantier, responsables de quincailleries et propriétaires bâtisseurs se sont réunis pour une journée placée sous le signe du savoir-faire, du partage des bonnes pratiques en matière de construction et de la présentation des solutions les plus adaptées selon les types d’ouvrages. Continuer la lecture
CONNEXION INTERNET: « Ny tolotra 4G an’ny Blueline no mora indrindra raha oharina amin’ny vidiny sy ny habetsaky ny data »
Tolotra mifanaraka amin’ny fahefa-mividin’ny tsirairay. Nohatsaraina ny tolotra internet 4G ao Blueline mba ahafahan’ny daholobe mampiasa internet. Continuer la lecture
INTERNET FIXE – BLUELINE: Nivadika ho « illimité » na andro na alina sy lasa 50 Mbps ny hafainganam-pandehan’ny Airfiber
Mifanaraka amin’ny filàn’ny ao an-tokantrano sy ny arak’asa ary fianarana. Continuer la lecture
DIDIM-PANJAKANA MECIE NOHAVAOZINA : Fanoitra hiantohana ny fitantanana mahomby sy mangarahara ny tontolo iainana
Namafisina ny ara-tsosialy amin’ny didim-panjakana MECIE laharana faha 2025-080 nohavaozina. Continuer la lecture
FÊTE DE PÂQUES DANS LA JOIE AVEC BAOLAI
Ce cinquième mois de l’année promet d’être joyeux avec les derniers cri dans le domaine du High – tech. Continuer la lecture





















