Nanatanteraka fiarahabana nahatratra ny taona 2019 teny Andohalo ny sabotsy 13 Aprily 2019 lasa teo ny Malagasy Tatsambo Fahiny (MATAFA). Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
PASK’AMPEFY: Hetsika telo sosona no hitranga ny 20, 21, 22 aprily
Toerana mahasarika mpitsangatsangana be indrindra ny kaominina Ampefy isaky ny fetin’ny Paka na Paska noho ny fisian’ireo toerana azo tsidihana toy ny « chute de la Lily », « Gyesers » ary ny « ilôt de la Vierge ». Continuer la lecture
FAMPIRANTIANA NY TANTARA ARA-TOEKARENA: Hahaizana mitsinjo ny ho avy
Noho ny fanohanan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina (MCC), nanomboka ny 9 aprily 2019 fampirantiana ny tantaran’i Madagasikara ara-toekarena. Continuer la lecture
ZANAKY NY DISTRIKAN’I BETROKA: Hanova ny tantara
Rehefa miresaka an’i Betroka dia ny asan-dahalo sy ny halatr’omby no loha lisitra mampalaza ity distrika faha-telo ao amin’ny faritra Anosy ity. Continuer la lecture
ASIEF: Nitombo ny taranja hifaninanana amin’ity taom-pilalaovana 2019 ity
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 6 aprily 2019 teny amin’ny kianja mitafo Mahamasina ny taom-pilalaovana 2019 ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires). Continuer la lecture
STARTIMES: Mampihena ny fandaniana ao an-tokantrano
Mahatsapa ny orinasa Startimes fa mandalo  vanim-potoana sarotra ny mpanjifa rehetra faran’ny volana noho ny fandoavana ny saram-pianaran’ny ankizy, ny hofan-trano, ny vidin-jiro sy rano sy ny maro hafa. Manoloana izany indrindra no antony namoronana ny tetikasa « kitapom-batsy ». Continuer la lecture
MPIASAN’NY FANANANTANY: Mirόna any amin’ny fitokonana faobe
Tsy nahitam-bahaolana ny 72 ora nomen’ny mpiasan’ny fananantany mivondrona ao amin’ny “syndicats des ingénieurs topographiques », « inspecteurs des domaines, contrôleurs des domaines » ary ny « assistants rédacteurs des domaines ». Continuer la lecture
MINISTERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA: Hatsahatra ny lalana mifehy ny sarimihetsika
Didim-panjakana no mamaritra ny fananganana sampandraharaham-panjakana sy manendry ny olona hitantanana izany fa tsy ny lalà na, araka ny lalà na 2018-037. Continuer la lecture
TETIKASA AROPA: Nampiova ny fari-piainan’ny tantsaha
Nahitam-bokatra ny tetikasa AROPA (Appui au Renforcement des Organisations Professionnelles et aux services Agricoles) tao anatin’izay folo taona niasany teny amin’ny tontolo ambanivohitra izay. Continuer la lecture
TAOMBAOVAO MALAGASY: Mitondra soa ho an’ny tokantrano sy ny firenena
Eny amin’ny kianjan’ny Kanto Mahamasina ny fikambanana Malagasy Iray Hasina (MAIHA) no hankalaza ny taombaovao malagasy ny 4 sy ny 5 aprily 2019. Continuer la lecture