Catégorie Socio-eco



OPERATION SMILE MADAGASCAR: Miato ny fandidiana fa mitohy kosa ny fikarakarana ireo marary


Fifanomezan-tanana amin’ny fiatrehana ny COVID-19. Nampahafantarina ny 01 mey 2020 teny amin’ny hopitaly HJRA (CHU Joseph Ravoahangy Andrianavalona) ny tetikasa “EXTRA S’MILE”, tanterahan’ny Opération Smile eto Madagasikara ho fandraisana anjara amin’ny fisorohana sy famongorana ity valanaretina miparitaka manerana an’izao tontolo izao ity. Continuer la lecture


INDUSTRIALL MADAGASCAR: 70 %-n’ny vehivavy no iharan’ny herisetra eny amin’ny toeram-piasana


Antony telo no mahatonga ny vehivavy tsy mahasahy mitaraina. Anisany sora-baventy nolanjain’ireo sendikan’ny mpiasa, mivondrona ao amin’ny “IndustriAll Madagascar”, nanamarihana ny fetin’ny asa, ny 01 mey 2020 teo anoloan’ny Tranombokim-pirenena Anosy “ ny fangatahana ny fanasoniavana ny convention 190 an’ny OIT (Organisation Internationale du Travail). Continuer la lecture


ADY AMIN’NY COVID-19 :Nanolotra akanjo fiarovana ho an’ny hôpitaly eto Antananarivo i Ambatovy


Taorian’ny nanomezany akanjo fiarovan-tena 5 200 ho an’ny tomponandraiki-panjakana sy ny mpiasan’ny fahasalamana tao Toamasina, Brickaville, Moramanga, sy ho an’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra, tamin’ny fiandohan’ity volana aprily ity, dia nanohy ny fandraisany anjara amin’ny ady atao amin’ny valanaretina Covid-19 ny orinasa Ambatovy. Continuer la lecture


Ny dian’ny mpivahiny: CURAÇAO SY JAMAÏQUE


Avy any Azia atsimo atsinanana (Thaïlande sy Corée) dia hiverina any amy kaontinanta amerikana. Efa nivahiny tany Amerika avaratra (Etazonia indroa) sy Amerika atsimo (Brésil indroa) isika, ka ho any Amerika afovoany. Faritra ara-jeografia atao hoe «Caraïbes», na “La Caraîbe”, na “The Caribbean” (teny angalisy) no itondrana antsika. Hita ao ny tangoronosy (archipel) antsoina hoe “Les Antilles”. Nosy kely iray sy nosy salasalany iray hafa no itondrana antsika, dia Curaçao sy Jamaïque.
Continuer la lecture