Socio-eco

SAINT VALENTIN: “ Nouvel arrivage” ao amin’ ny baolai


Eo amin’ ny sehatra ara – toekarena dia maro ireo orinasa fanta – daza izay manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa. Anisan’ izany ny Tranombarotra « Baolai », izay manao fihenam – bidy amin’ ireo entana samihafa ao aminy, hatramin’ ny faran’ ny volana Febroary 2021. « Ho an’ ireo izay te hanolotra fanomezana miavaka ho an’ ny olon’ tiany amin’ ny fety ny « Saint Valentin » ho avy izao, dia misy « nouvel arrivage » ato aminay, izay loha lahararana amin’ ny kalitao hatrany. Ary natao mifanojo amin’ ny fahefa-mividy sy ny filan’ ny tsirairay » hoy ny tompon’ andraikitra. Tafiditra ao anatin’ izany ny : Smart tv sy télé led, misy manomboka ny 22  » hatramin’ ny  75  » ary ny laser tv 100  » : misy antoka 1 taona daholo, amplificateur, climatiseurs portatifs, Gsm, fer à lisser ( volo ), four micro-onde, lecteur divx/dvd,… Izany rehetra izany dia ho hita etsy Soarano, Analakely sy ao amin’ny Bazar be Toamasina. Ary ao amin’ ny « site web », pejy fb : baolai sy ao amin’ ny 033 37 968 88 (amin’ ny ora fiasana). Dia ho maro loko tokoa ity volana Febroary 2021 ity miaraka amin’ ny Tranombarotra « Baolai » sy ny entana tsara kalitao izay hita ao aminy.


One comment on “SAINT VALENTIN: “ Nouvel arrivage” ao amin’ ny baolai

  1. Pingback: SAINT VALENTIN: “ Nouvel arrivage” ao amin’ ny baolai - ewa.mg

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *