Tsy fantatry ny olon-drehetra. Hetsika hiharenan’ny mpandraharaha taorian’ny hamehana ara-pahasalamana noho ny covid-19 ny « Foire économique-commerciale des 23 régions ». Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
SANTE ET DEVELOPPEMENT INTERNATIONAL : Les deux toubibs humanitaristes dans nos murs
Joël Bessière et Maurice Collin, deux grandes figures de l’humanitaire connues à Madagascar sont de nouveau à Antananarivo malgré le contexte Covid. Ils tiennent à marquer le 20ème anniversaire de leur ONG dans la Grande Ile de manière technique. Continuer la lecture
WIFIBER: Pack internet mety ho an’ny fampivoarana ny fandraharahana
Nihaona tamin’ireo manam-pahefana sy mpandraharaha ara-toekarena ao Antsirabe, faritra Vakinankaratra, ny 16 novambra 2021, ny ekipan’ny Orange Madagasikara izay notarihin’ny tale jeneraliny, Frédéric Debord. Continuer la lecture
MISS MONDE 2021: Hanainga anio alina ny Miss Madagasikara 2020, Saya Nellie Anjaratiana
Ny 21 novambra ka hatramin’ny 16 desambra 2021 any Porto Rico no hanatanterahana ny Miss Monde 2021. Saya Nellie Anjaratiana, Miss Madagasikara 2020 no hisolo tena an’i Madagasikara. Continuer la lecture
TETIKASA GeneRice : Fikarohana ara-tsiansa sy ny zava-misy eo amin’ny fiaraha-monina sy eo am-pizahana marimaritra iraisana
Raha hadika avy amin’ny teny anglisy ny lohatenin’ny tetikasa hoe GeneRice dia hoe : Famoronanana sy fanapariahana karazam-bary nohatsaraina niainga tamin’ny fanontana ny andiana zena ao aminy mba hahafahany mitrandraka misimisy kokoa ny singa azota (toetra tsy hita maso ary sarotra faritana). Continuer la lecture
FETIN’NY NOELY: Manomboka ny 15 novambra 2021 ny fihenam-bidy amin’ny ireo vokatra Startimes rehetra
Fomba fanaon’ny Startimes ny manao fihenam-bidy amin’ireo vokatra misy ao aminy rehefa ankatoky ny fetin’ny krismasy sy faran’ny taona. Continuer la lecture
CHEF D’ARRONDISSEMENT ADMINISTRATIF : Mirongatra ny tambazotra mpanadio bokin’omby (FIB)
Manaitra ny fanjakana ny chef d’arrondissement administratif (CAA) eto Madagasikara fa mirongatra ny tambazotra mpivarotra sy mpividy omby halatra tato ato noho ny tsy fampiharana ny arrêté 7916/2020 nivoaka tamin’ny 28 aogositra 2020, araka ny fanazavan’ny mpitondra tenin’ny CAA, ny 10 novambra 2021. Continuer la lecture
FOIRE ECONOMIQUE-COMMERCIALE DES 23 REGIONS : Ambohipihaonan’ny mpandraharaha
Efa vonona tanteraka ny mpikarakara ny « Foire Economique-Commerciale des 23 régions » sy ireo faritra hampiantrano izany. Nampahafantarina ny 10 novambra 2021 tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina ny vaovao tsara ho fantatra momba ity hetsika karakarain’ny Mada Vision ity. Continuer la lecture
PADERNE : Outils pour maîtriser l’urbanisation et l’utilisation de l’espace autour de la Rocade d’Iarivo
Dans le cadre de la mise en œuvre du Projet d’Aménagement et de Développement des abords de la rocade nord est (PADERNE), le comité de pilotage co-présidé par le Ministre de l’Aménagement du Territoire et des Services Fonciers et les Maires des 3 Communes a effectué une réunion ce lundi 08 novembre 2021. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR – SUPERCODEURS: Ankizy 40 nahazo fanentanana momba ny fikorantanan’ny toetrandro
Noho ny fivorian’ny firenena mikambana (ONU) momba ny toetrandro andiany faha-26 (COP26) atao any Glasgow, nanomboka ny 1 ka hatramin’ny 12 novambra 2021, nikarakara atrikasa #SuperCodeurs nampitondraina ny lohateny hoe « Codons pour la planète » ny Orange Madagascar sy ny PNUD (Programme des Nations Unies pour le Développement). Continuer la lecture





















