Sady miaro ny tontolo iainana no betsaka ny vokatra. Fanotaniana mipetraka ny hoe ahoana ny atao amin’ity fiovan’ny toetry ny andro ity ? Ankoatra ny fambolen-kazo dia misy ny fomba fambolena miaro ny tontolo iainana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
UNION EUROPEENNE : Le plus grand bailleur de fonds à Madagascar
Dans le cadre de la semaine de l’Europe, la Délégation de l’Union Européenne à Madagascar a organisé ce jeudi 05 Mai 2022 sur le parvis de l’Hôtel de Ville, une exposition d’envergure dédiée aux projets menés par l’Union Européenne (UE) et ses partenaires à Madagascar. Continuer la lecture
LIONS CLUB – DISTRICT 417: Mampiantrano ny kongresy faha-4 i Madagasikara
Tontosaina nanomboka androany 05 Mey 2022 ka hatramin’ny 07 Mey 2022 eto Antananarivo ny kongresy ataon’ny Lions Club International – Distrika 417. Continuer la lecture
GSDM : Ankatoavin’ireo tantsaha ao Boeny fa mamerina ny tsiron’ny tany ny « agroécologie »
Mila aparitaka manerana an’i Madagasikara. Fitetezana ireo saha nampiharana ny « agroécologie » sy atrikasa niresahana ny antony mahatonga ny fahasimban’ny tany sy ny vahaolana amin’izany ary fandefasana ny horonantsary miaina mitondra ny lohateny hoe “Ny fambolena maharitra ho an’ny taranaka mifandimby” no natao nandritra ny “journées Agroécologiques” tao amin’ny faritra Boeny. Continuer la lecture
AMBATOVY : Mitohy ny fanampiana amin’ny lafiny ara-tsosialy
Olona marefo 259 monina ao Toamasina II no nampian’Ambatovy tamin’ny alalan’ny fanomezana azy ireo vary makalioka roa taonina sy sasany niaraka tamin’ny savony, ny 14 sy 15 avrily 2022. Olona marefo 115 avy ao Vohitrambato izay tanàna namindrana ireo mponina nipetraka taloha teo amin’ny faritry ny Ozininy ao Toamasina no nomen’Ambatovy savony sy vary 10 kilao isan’olona, ny 14 avrily 2022. 35 tamin’izy ireo dia efa maherin’ny 60 taona ary 57 dia mpiasa an- tselika isan’andro izay nanadio ny lalana mihazo an’i Vohitrambato. Ny ampitson’io, ny 15 avrily 2022, dia olona marefo 144 mihoatra ny 60 taona monina manodidina ny faritra fanatobiana ambin’akoran’Ambatovy indray no nomen’ny orinasal vary 10 kilao isan’olona. Misanda 8,7 tapitrisa ariary ireo fanomezana nataon’Ambatovy ho fanohanana ny olona marefo ao Toamasina II ireo.
Ny 25 avrily 2022 kosa dia natolotra solosaina enina vaovao ho an’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Atsinanana (DRSPA) izay natokana ho an’ny Sampandraharaha misahana ny fahasalamam-bahoaka eo anivon’ny distrikan’i Toamasina (SDSPT). Izany fanomezana izany dia tafiditra amin’ny fandraisana andraikitra eo amin’ny lafiny sôsialy izay ataon’Ambatovy mba hanohanana ireo vondrompiarahamonina ao amin’ny faritra iasany. Nandray ireo solosaina ireo izay misanda 15 tapitrisa ariary mahery ny Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Atsinanana, Dr. RAZAFIARISOA Marie Celestine Vavy.
Ataon’Ambatovy ho laharampahamehana ambony indrindra ny fahasalamana sy ny aroloza ho an’ireo mpiasa ao aminy. Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanamarihana ny Andro Iraisampirenena ho an’ny Aroloza sy ny Fahasalamana eny anivon’ny toeram-piasana, izay notanterahina ny 28 sy 29 avrily 2022 tao amin’ny Garan’i Soarano Ambatovy. Fotoana nahafahan’Ambatovy nizara tamin’ny daholobe ireo vaovao sy tsara ho fantatra momba ny asany ary indrindra ireo fepetra sy fenitra hentitra raisin’ny orinasa mba ho afaka hiasa lavitry ny loza ireo mpiasa ao aminy
Nangonin’i Ra-Nirina.
APPLICATION ORANGE MONEY: Nohamoraina ny fampiasana ny Orange Money
Noho ny fisian’ny » application Orange Money » dia miha mora ny fikirakirana vola amin’ny alalan’ny Orange Money. Continuer la lecture
LALANA MOMBA NY TANIN’OLON-TSOTRA TSY VITA TITRE : Heritreretin’ny fanjakana hahitsy indray mandeha ho tombotsoan’ny malagasy
Hakan-kevitra ny fanitsiana ny làlana N°2021-016 ny 28 Oktobra 2021. Continuer la lecture
AMBATOZAVAVY , NOSY BE : Notokanana ny faha-38 « Maison Digital » ho an’ny vehivavy
Tsy mitsahatra mitsinjo ny vehivavy. Notokanan’ny tale jeneralin’ny Orange Madagascar, Frédéric Debord sy ny filohan’ny Orange Soidarité Madagascar, Benja Arison ny 14 april 2022 ny « Maison Digital » ho an’ny vehivavy faha-38 ao Ambatozavavy, Nosy Be. Continuer la lecture
AMBATOVY SY NY CONSERVATION INTERNATIONAL : Vita sonia ny fanavaozana fiaraham-piara-miasa momba ny fiarovana ny alan’Ankerana.
Notanterahin’Ambatovy sy ny Conservation International ny 11 avrily 2022 teto Antananarivo ny fanaovan- tsonia ny fanavaozana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny roa tonta momba ny fiarovana ny alan’Ankerana. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Nahazo wifiber , internet haingam-pandeha i Nosy Be sy Toamasina
Manaparitaka ny wifiber manerana ny nosy ny Orange Madagascar. Taorian’i Fianarantsoa dia tonga any Nosy Be sy Toamasina ny wifiber, internet aingam-pandehan’ny Orange Madagascar. Continuer la lecture





















