Hiditra ao Antalaha anio ny rivo-doza ENAWO. Ny 8 sy ny 9 martsa kosa izy no vinavinaina handalo eto Antananarivo. Araka ny fanazavan’ny sampana mpamatra ny toetra andro Malagasy, anisany rivo-doza mahery i ENAWO. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
HPI-MASCA: Ivom-pampianarana ahitana ambaratonga fototra ka hatrany amin’ny oniversite.
Niainga tamin’ny kely ny toeram-pampianarana HPI-MASCA Sabotsy Namehana. Ny taona 1974 no niforona ny sekoly ambaratonga fototra. Nandeha ny taona, nitsangana indray ireo efitrano hampianarana ireo ankizy ao amin’ny ambaratonga voalohany sy faharoa. Nitohy hatrany ny ezaka, lasa nisy oniversite ny HPI-MASCA ny taona 2013. Continuer la lecture
OSTIE BEHORIRIKA : Nandray ny Délire Madagascar ny Médecin-chef
Fifaliana ho an’ny Dr Ratavilahy Roland, Médecin-chef-n’ny OSTIE Behoririka no nandray ny Délire Madagascar. Olona tsotra sy sariaka be, tsy mba tahaka irony Mpitsabo sasany na ny mifanatrika aminy aza vao maika mampihombo ny aretina manjo. Raha vao mihaona aminy dia miala sahady ny antsasaky ny mahamay. Continuer la lecture
ROLAND VILELLA : Un nouveau prix pour « La sentinelle de fer » ?
Chose promise chose due. Roland Vilella, le Sétois marin voyageur écrivain, auteur du livre « La sentinelle de fer » a présenté son ouvrage vendredi 24 février 2017 en fin de soirée. Continuer la lecture
VIMA: Manampy tosika ireo tanora amin’ny fanomezana asa.
Dingana sarotra indrindra ho an’ny mpianatra nahavita ny ambaratonga ambony ny fitadiavana asa. Isan-taona, mikarakara hetsika momban’ny orinasa ny ISCAM ho fanampiana ireo mpianatra ao aminy. Continuer la lecture
MAHARANTE Jean de Dieu : Valin-kafatry ny Tolon’ny Mpiasa
Tsy nangina ny Sekretera Jeneralin’ny Sendika TM (Tolon’ny Mpiasa) Andriamanana Tiana, fa nilaza ny heviny mikasika ny fanambaran’ny Minisitra Maharante Jean de Dieu. Anterivava. Continuer la lecture
VAHOAKAN’I MORONDAVA : 8 volana tsy nahita Televiziona Malagasy ( TVM )
« Efa valo volana ny mponina eto Morondava no tsy nahita ny Televiziona Malagasy ( TVM) ». Continuer la lecture
LA SENTINELLE DE FER : 266 pages accrochantes
Et si nous parlions un peu du livre « La sentinelle de fer » paru aux éditions Plon, dans la prestigieuse collection « Terre Humaine » ?
Commenté et présenté par de nombreux médias, en France et maintenant chez nous, le livre suscite l’intérêt des Malgaches. Du moins, ceux qui s’intéressent à l’histoire de leur pays, même lorsqu’elle est des plus sombres. L’auteur, Roland Vilella, un marin voyageur sillonne nos eaux depuis 25 ans. Un voyageur engagé comme il se définit lui-même, plus intéressé par les hommes que par les paysages. Continuer la lecture
Carburant : La hausse des prix continue
Un véritable cauchemar pour les consommateurs. On parle des prix des carburants. La hausse continue. Depuis ce matin, les stations de service affichent des nouveaux tarifs.
TURQUIE/MADAGASIKARA: Teraka ny fiarahamiasa amin’ny samy mpandraharaha.
Fifandraisana ara-diplomatika eo amin’ny firenena Turc sy Malagasy, nomena vahana ny fitadiavam-piarahamiasa amin’ny samy mpandraharaha. Mpandraharaha Malagasy sy tompona orinasa eto Madagasikara miisa 400 sy mpiantsehatra amin’ny lafiny ekonomika turc 140 no nifampizara traikefa momban’ny fampandrosoana ny toe-karena. Continuer la lecture





















