Famatsiam-bola maharitra. Manokana vola hanampiana ireo faritra arovana eto amintsika ny FAPBM (Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar) isan-taona. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FITAKIANA NY « ILES EPARSES » : Amin’ny lafiny ara-panahy ny andraikitra raisin’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara
Tsy maty ny vinan’asan’i Pasitera Mailhol tamin’ny fampielezan-kevitrany. « Novelomin’ny Prezidà Rajoelina Andry ny fitakiana ireo nosy malagasy ( îles Eparses ) », hoy ny filohan’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara, Pasitera Mailhol. Continuer la lecture
CSPN : Mijoro ho vahaolana sy fakan-kevitra
Nitsangana ny « Confédération Syndicale de la Police Nationale » ( CSPN ). « Hamerina ny hasin’ny polisim-pirenena ny sendika. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nandray anjara amin’ny fampiroborobona ny fizahantany
Nanohana ireo tanora 40 avy ao Moramanga ny orinasa Ambatovy. Novatsian’Ambatovy vola ny iray tamin’ireo asan’ny kômity Iraisan’ny sampandraharaha ho fampananana asa ny tanora sy fampivoarana ireo vehivavy marefo tarihin’ny lehiben’ny District Moramanga. Continuer la lecture
ISOC MADAGASCAR: Hampiasa ny “internet” ny isan-tokantrano
Mihena ny sarany. Ny taona 1994 no nampidirina teto Madagasikara ny “internet”. “Tao anatin’izay 25 taona izay dia heverina fa nisy ny firosoana na dia tsy tena tonga araky ny tanjona napetraka aza. Continuer la lecture
SNAIM: Efa manomboka misy mangirana ny vokatry ny tolona
Sehatra ifampiresahan’ny mpitondra sy ny mpiara-miasa. Notontosaina ny 12 desambra 2019 teny Antaninarenina ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny birao vaovao, hitantana ny SNAIM (sendika ivondronan’ny mpiasan’ny hetra eto Madagasikara). Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR : 20 taona nanome ny soa ho an’ny mpanjifany
Raha hetsika ara-barotra dia efa manana traikefa amin’izany ny Mada Vision. Continuer la lecture
TELMA SHOP TSARALALANA: Miezaka manakaiky ny mpanjifa
Betsaka olona mifamezivezy. Ao anatin’ny politikan’ny Telma ny fanatonana ny mpanjifa. Nisokatra tamin’ny ofisialy ny 06 desambra 2019 ny Telma Shop faha-26 eto Antananarivo ary faha-71 raha manerana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
ASSURANCE MAMA: Andian’olona manaparitaka vaovao, anisan’ireo nampibaby trosa
Fantatra ny ambadik’ireo andian’olona. Manoloana ny vaovao miely amin’ny haino aman-jery fa tsy mandeha amin’ny laoniny ny fitantanana ao amin’ny tranom-piantohana MAMA dia namory mpanao gazety ny teo anivon’ny filankevi-pitantanana, ny solontenan’ny mpiasa miara-mitantana ary ny delegen’ny mpiasa, ny 09 desambra 2019 teny amin’ny foibeny teny Isotry. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : La santé et le bien être des salariés au cœur des préoccupations
Comme chaque année, au début du mois de décembre, Orange Madagascar saisit l’occasion de la journée mondiale de la lutte contre le Sida pour déployer une campagne de sensibilisation et de dépistage du VIH Sida auprès de ses salariés et de leurs familles, ainsi que de ses collaborateurs externes. Continuer la lecture











