Catégorie Actus



ONG TAHEZA : Miantso ireo malala-tanana hanampy amin’ny famatsiana fitaovam-pianaran’ireo ankizy sahirana.


Is it a choice? not diligence? Many Malagasy children today do not go to school due to difficulties. Are you sick Am I sick? And are we sick of seeing it. Let’s help each other.Safidy ve? tsy fahazotoana ve? Ankizy Malagasy maro ankehitriny no tsy tafiditra antsekoly nohon’ny fahasahiranana. Maharary anao ve? Maharary ahy ve? Ary maharary antsika ve mahita azy? Andao hifanampy.

Anisany sakana tsy ahafahan’ny ray aman-dreny mampiditra ny zanany an-tsekoly ny tsy fahampian’ny enti-manana amin’ny fividianana ireo fitaovam-pianarana. Vao maika manampy trotraka ny fiakaran’ny vidin’izy ireny. Manana vina hanome “kits scolaires” 200 ho an’ireo ankizy sahirana ao amin’ny fokontany Manarintsoa sy Andranomanalina ny ONG TAHEZA (TAnora HEry sy ozatrin’ny Zandry Afara).

Continuer la lecture


PROJET CAP-MADAGASCAR : Pour consolider et accélérer les acquis de la paix à Madagascar durant la crise du COVID-19


L’OIM (Organisation internationale pour les migrations) en coordination avec le Secrétariat d’Etat chargé de la Gendarmerie nationale (SEG) et avec le concours de l’Agence Novo-Comm a développé une campagne de sensibilisation et d’éducation qui sera déployée par les éléments de la Gendarmerie Nationale à travers le pays sur les mesures de restriction mises en place dans le contexte de la COVID-19.  Continuer la lecture


FONDS YAVARHOUSSEN : Handravaka an’Antananarivo Renivohitra ny sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa


Hitarika ny mponin’Antananarivo hanonofy sy hanana faniriana vaovao. Tontosa ny 14 septambra 2021 teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’i Andriantsitohaina Naina, Ben’ny tanànan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy i Hasnaine Yavarhoussen, Tale jeneralin’ny groupe Filatex sady Filohan’ny Fonds de Dotation HY na Fonds Yavarhoussen. Continuer la lecture