Hisitraka “connexion” amin’ny vidiny ambany dia ambany sy haingam-pandeha ireo mpampiasa ny “cybercafé”. Noho ny fiarahamiasan’ny fikambanana ny “cybercafé” sy ny mpikirakira ny aterneto eto Madagasikara amin’ny orinasa Orange, nahazo tolotra mifanaraka amin’izany ireo tompona “cybercafé” izay mikambana ao amin’ny ACYBIMAD. Continuer la lecture
Catégorie Actus
BRIGADE CRIMINELLE ANOSY : Voasambotra ireo mampiasa SIM BOX.
Entin’ny olona sasany hanaovana asa ratsy ny fivoaran’ny teknolojia izay mivoatra tokoa. Tratran’ny Brigade Criminelle Anosy ( BC ) ireo olona 6 nampiasa ny SIM BOX. Mpandraharaha any ivelany no naniraka azy ireo. Continuer la lecture
OPEN INTERNATIONAL BMOI – AIR France : Nahemotra ny fifaninana.
« Noho ny valan’aretina pesta sy ny fanapahan-kevitry ny ministera, hahemotra amin’ny andro manaraka ny OPEN INTERNATIONAL BMOI – AIR France eo amin’ny taranja tennis », hoy Josoa RAKOTONINDRIANA, Country Club. Continuer la lecture
Lalao Ravalomanana – PM Solonandrasana : Toujours la zizanie sur la question de subvention
Au Carlton d’Anosy, lors de l’ouverture du Colloque international axé sur le thème « Les finances locales dans les pays d’Afrique francophone Subsaharienne » qui prendra fin demain vendredi, la maire de la Capitale Lalao Ravalomanana au cours de son allocution a tenu à parler du sujet de la zizanie entre la CUA et le gouvernement à propos des subventions dues à sa commune en ces termes « … en dépit de son statut particulier en tant que Capitale de Madagascar, la ville d’Antananarivo n’a jamais perçu de subventions depuis 2015, année où j’étais suis élue maire, pourtant inscrites dans la Loi des Finances 2015-2016 et ce, jusqu’ici (sic)»
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA : Hohamafisina ny fitandroana ny filaminana.
Mihatsara hatrany ny fikarakarana ny Marathon International de Tana (MIT). Nohatsaraina ny fitandroana ny filaminana mandritra ny hetsika izay hotontosaina ny 14 sy ny 15 oktobra 2017. « Noho ny fiarahamiasa amina orinasa miasa amin’ny fitandroana ny filaminana, ho rakotra mpiambina avokoa ny toerana hanaovana hazakazaka, natokana ho an’ny ankizy… », hoy ny mpikarakara avy ao amin’ny World Trade Center, Mercedes RATSIRAHONANA. Continuer la lecture
Primatiora : Misy eto Madagasikara ny aretina pesta
Toy izao no fanambarana sy fanentanana navoakan’ny te anivon’ny fiadidiana ny Primatiora eny Mahazoarivo: Continuer la lecture
Grève illimitée du SMM-SGM : L’appareil judiciaire paralysé
Si le début de la grève illimitée des deux syndicats SMM et SGM a été peu suivi et marqué par la rencontre entre la ministre de la Justice Elise Rasolo et les deux présidents des syndicats des Magistrats et des Greffiers. Selon leurs dires, à l’issue de la réunion, la ministre a promis de satisfaire dans les détails leurs revendications. Mais faisant fi de cette promesse, les deux syndicats ont décidé qu’en attendant sa concrétisation et jusqu’à la satisfaction de leurs revendications, les magistrats et les greffiers vont continuer leur grève commune et vont la durcir.
MARIE STOPES MADAGASCAR: Nitombo ny tokantrano nahita voka-tsoa tamin’ny fandrindram-piterahana.
Vohoka tsy niriana 273.000 no voasoroka noho ny fampiasana fomba fandrindram-piterahana. Tamin’ny alalan’ny tetikasa SIFPO 2, afaka nanaparitaka ny fomba fanabeazana aizana manerana ny faritra 22 ny Marie Stopes Madagascar (MSM). Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Mizotra araka ny tokony ho izy ny fanomanana.
Am-polony ny orinasa manohana ny hetsika Marathon International de Tana (MIT). Tao ny efa nanohana ny hetsika teo aloha, tao ihany koa no mbola vaovao. Noho ny fahombiazana tamin’ny andiany 16 nifanesy, manohana hatrany ny MIT ny orinasa CRBC izay orinasa nanamboatra ny “rocade” Andohatapenaka. Handalo eny amin’ny lalan’ny frankofonia Andohatapenaka izany ny lalao foulées écolos (10km). Continuer la lecture
Lanterne taxi-ville eto Antananarivo : Maimaim-poana sady tsy an-tery no ahazoana izany
Telo tonta no namolavola ny tetikasa ho amin’ny fanatsarana ny fampiasana ny fitaterana an-dRenivohitra eto Antananarivo. Teo ny CUA (Kaominina Antananativo Renivohitra) , ny FTAR (Fikambanan’ireo matihanina amin’ny fanaovana ny Taxi-ville) ary ny orinasa tsy miankina Publimotion. Efa nanomboka tamin’ny Desambra 2016 no nahatafatambatra ny rehetra tamin’ny hoe mila hazaina sy tsy tokony hahazo sehatra intsony ny mpitandraka ny asa fitaterana amin’ny « fomba maloto ». Continuer la lecture





















