« Mendrika tohizana ny zava-bita ». Miantso ny hirotsahan’i Hery Rajaonarimampianina ho kandida amin’ny fifidianana filohampirenena ny 07 novambra 2018 ny VOROMAHERY mba ahafahana manatratra ny vina Fisandratana 2030. Continuer la lecture
Archives mensuelles août 2018
HOPITALY ANDOHATAPENAKA : Niampy ny fitaovana fitarafana homamiadana
Hitan’ny « gama caméra scanner » avokoa ireo faritra misy sela homamiadana (cellule cancereuse) ao amin’ny vatan’olombelona iray. Continuer la lecture
KANDIDA AN’NY GFFM : Pasitera fa tsy mpanao politika
Nanatitra ny taratasy filatsahan-ko fidiana ny kandida natolotry ny antoko politika GFFM (Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara). Continuer la lecture
FANIRISOA ERNAIVO: Handray an-tanana ny mpitrongy vao homana
Alarobia 08 aogositra 2018, nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiany teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana i Fanirisoa Ernaivo. Continuer la lecture
Kaominina Ivato: Miverina amin’ny vahoaka ny volany
Nitsidika ireo foto-drafitr’asa efa vita sy an-dalam-pahavità na ny ben’ny tanà na sy ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny kaominina Ivato. Continuer la lecture
« PARTI LIBERAL DEMOCRATE » : Hitondra fanovana
Niampy indray ny vehivavy milaza ny ho filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena amin’ity taona ity. Mahatsapa ny filoha nasionalin’ny « Parti Liberal Démocrate » (PLD), Sarah Rabeharisoa fa mila fanovà na ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara. Continuer la lecture
TIC BUS : Hampihena ny elanelana amin’ny samy Malagasy
Hametrahana TIC Bus ireo tanan-dehibe rehetra eto Madagasikara. Ao anatin’ny vinan’ny ministeran’ny paositra, ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) ny hanampiana ny Malagasy tsy ankanavaka  mba  hampiasa ny « connexion internet » sy hahay hifehy ireo fitaovana nomerika. Continuer la lecture
JEAN NIRINA RAFANOMEZANTSOA : Tsy ho kandida filohampirenena indray
Azo antoka fa tsy ho isan’ny kandida ho filohampirenena i Jean Nirina Rafanomezantsoa. Nilaza ny tenany fa taratasy tokana sisa no tsy ampy kanefa raha tsy feno io dia tsy ho voaray ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiany. Continuer la lecture
FIAROVANA NY ZON’NY TANTSAHA: Hanao ny asan’ny fanjakana ny sehatra tsy miankina
Tsy misy mpiahy ireo tantsaha ao amin’ny distrikan’Imanja, faritra Menabe. Ny tany anefa mamokatra saingy ny ho enti-manana no tsy ampy na tsy misy. Continuer la lecture
FIER MADA: Mahaliana ny rehetra
Feno 20 taona ny FIER MADA. Nitombo ny mpandray anjara tamin’ny andiany faha-20. Nisy mpandray anjara 50 isa tsy nahazo trano heva satria tsy homby intsony ny toerana, araka ny fitantaran’ny mpikarakara. Continuer la lecture