Ho tohin’ny fanampiana ny reny sy ny zaza natao tamin’ny 8 martsa 2021 dia nanomana sy nikarakara hetsika sosialy indray ny vadin’ny ben’ny tanànan’Alasora, Randriantsoa Mireille niaraka tamin’ireo vehivavy miasa ao amin’ny kaominina. Continuer la lecture
Tag Archives Randriantsoa Mireille
VADIN’NY BEN’NY TANANAN’ALASORA : Handray ny andraikitra manandrify azy amin’ny fampandrosoana ny vehivavy
Fanomezana kojakoja fidiovana (kits d’hygiène) Impec avy amin’ny orinasa Somapro ho an’ireo fikambanam-behivavy sy fanolorana tensiomètre, fitaovana fandajàna, thermomètre infrarouge ho an’ny CSBII sy lamba firakotra mafana (couette) ho an’ireo reny terabao ao amin’ny « maternité » Continuer la lecture