Toko telo mahamasa-nahandro. Manohana sy manampy ho an’ireo izay manana tetikasa fanorenana tanàna vaovao ny fanjakana. Nisy ny fanaovan-tsonia teny Anosy ny 25 Martsa 2021 teo amin’ny Ministera lefitra misahana ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana , ny Société Générale Madagascar ary ny kaomina ambanivohitry Bongatsara sy Anosy Avaratra ho fanorenana tanàna vaovao . Tafiditra amin’ny veliranon’ny Prezidà Andry Rajoelina raha teo ity tetikasa ity. Continuer la lecture
Tag Archives bongatsara
BEN’NY TANANAN’I BONGATSARA : « Sady haingon’ny lalam-pirenena no miaro ny fiovan’ny toetry ny andro ny hazo nambolena »
Efa fanao isan-taona ny fambolen-kazo sady vinan’ny Prezidàn’ny Repoblika Andry Rajoelina. Nomarihana tamin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy ny 8 Martsa 2021 teny amin’ny kaominina Bongatsara. Continuer la lecture