Hisy fiantraikany amin’ny famatsiam-bola ny tsy fandaniana ny lalàna 2019-015. Miantso ny tomponandraikitra rehetra amin’ny tokony fandaniana ny lalàna momba ny vondrona fanangonana harena azo amin’ny tsy marina ny « Comité pour la Sauvegarde de l’Integrité » (CSI), ny BIANCO, ny SAMIFIN ary ny PAC amin’ity fivoriana tsy ara-potoana ataon’ny Antenimiera roa tonta ity. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
Hôpitalim-panjakana (CHRD) ao Moramanga : Notoloran’ny Ambatovy fiara mpitondra marary
Nanolotra fiara mpitondra marary roa ari-fomba sy fitaovam-pitsaboana mitentina 150 000 dôlara (manodidina ny 550 tapitrisa Ariary) ho an’ny Hôpitalim-panjakana (CHRD) ao Moramanga sy ny Service Médical Inter-entreprises de Moramanga (SMIMO) ny orinasa Ambatovy, ny 6 marsa 2020. Continuer la lecture
FAMPANDROSOANA ARA-TOEKARENA : Nahazo fanasana avy amin’ny CEOI ireo ben’ny tanàna miisa efatra
Niavaka ny fihaonana. Isam-bolana, mikarakara fihaonana ara-toekarena ny « Carrefour des entrepreneurs de l’Océan indien » na CEOI. Niompana tamin’ny « fanampiana ara-toekarena entin’ny mpamatsy vola » ny lohahevitra noresahana nandritra ny « diner Rencontres », ny 05 martsa 2020 teny Anosy. Continuer la lecture
SALON DES ETUDES INTERNATIONALES: Ny fomba hahazoana diplaoma any ivelany kanefa mijanona eto Madagasikara
Fampahafantarana ho an’ireo tsy mahalala. Efa marobe ireo mpianatra nahita tombontsoa tamin’ny «Salon des études internationales» ary efa nahavita ny fianarany ambaratonga ambony tany ivelany. Manomboka androany 05 martsa ary hifarana rahampitso 06 martsa 2020 ny andiany faha-11 amin’ity hetsika karakarain’ny Mada Jeune ity ary niova kely ny toerana satria eny amin’ny Novotel Convention Alarobia. Continuer la lecture
CENI: Tsy mahakitika ny fahamarinan’ny fifidianana ireo kara-panondro mitovy nomerao
Miantso fitoniana. Miteraka savorovoro ary miafara hatramin’ny fangatahana ny fanafoanana ny fifidianana ny fanambarana nataon’ny CENI (Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana) ny 28 febroary 2020 lasa teo, momba ireo kara-panondro mitovy laharana miisa iray tapitrisa mahery (1 162 512). Continuer la lecture
ENS AMPEFILOHA: Ny fomba hifehezana ny teny anglisy
Hahita vokatra. Sarobidy ho an’ny « parcours formation d’enseignants d’anglais » ao amin’ny ENS (Ecole Normale Supérieure) Ampefiloha ny fanomezana avy amin’ny University Hourigan tamin’ny alalan’ny programa “English Language Fellow”, iarahana amin’ny Masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara. Continuer la lecture
MEDAIR: Nanavotra aina ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous »
Avotra ny mpiray monina amin’i Tsiveregna.Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny 28 febroary 2020 teny Antaninarenina ny « réveillons l’humani-terrien en nous ». Continuer la lecture
GEM : Hitondra fanatsarana ho an’ny sehatra tsy miankina ny filoha vaovao
Fanamafisana ny fifampiresahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Lany ho filoha vaovao hitantana ny GEM (Groupement des Entreprises de Madagascar) mandritra ny roa taona Rajaona Thierry. Continuer la lecture
JIRAMA: Madio ny rano atolotra ny mpanjifa
OPERATIONS SMILE : Hahazo fandidiana maimaim-poana ireo ankizy sahirana
Teloambinifolo taona izao no nisian’ny OPERATION SMILE, izay nanomboka ny taona 2007 ary ny STAR no nanohana azy.
Tsy nitsahatra ny nanatona ireo mpiara-belona ihany koa ny OPERATION SMILE mba ahafahana mitsabo maimaim-poana ireo olona misy fahasembanana. Raha ny fantatra dia zaza iray teraka miaraka amin’ny fahasembanana eo amin’ny vava isaky ny telo minitra no misy maneran-tany.





















