Isan’ny fanamby napetraky ny Prezidan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny fametrahana toeram-pitsaboana isaky ny distrika manerana ny Nosy. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
Kaominina Befandriana Avaratra: Miandrandra fisandratana
Lalana 76 km monja no mampitohy an’i Antsohihy sy Befandriana avaratra kanefa ora telo vao vita. Tamin’ny andron’ny filoha Philbert Tsiranana anefa ora iray latsaka dia efa tonga noho ny hatsaran’ny lalana izay vita tara,hoy ny ben’ny tanana lefitra, Ramaroson Bemandeha Chaussin Zwisler. Continuer la lecture
Kaominina Antsahafilo: Nanao kamban-telo
15 taona taty aoriana vao nahazo foto-drafitrasa indray ny kaominina Antsahafilo distrikan’ny Ambohidratrimo. Noho ny fiaraha-miasan’ny fitondram-panjakana sy ny mpamatsy vola, foto-drafitrasa telo , toy ny efitrano iray an’ny CEG mahazaka mpianatra 30 eo ho eo, Birao ifoton’ny fananantany (BIF) ary ny biraon’ny kaominina nasiam-panavaozana no notokanana omaly 21 Aogositra 2018. Continuer la lecture
Kara-tany: Afa-tahotra ny mponin’Antsahafilo
Kara-tany 1.100 isa nozaraina tao amin’ny kaominina Antsahafilo, distrikan’Ambohidratrimo.Tao anatin’ny roa taona no nanomanana ity fizarana kara-tany faobe andiany voalohany ity. Continuer la lecture
Adiafo: Fanampiana ara-bola
Velaran-tany 196 ha no voavoly hazo tao anatin’ny telo taona niasan’ny tetikasa Adiafo tao amin’ny amin’ny kaominina Antsahafilo, distrikan’Ambohidratrimo. Continuer la lecture
Fisandratana 2030: Ayons une ambition collective prône Rajaonarimampianina
Le président Rajaonarimampianina devenu candidat continue de promouvoir la Vision Fisandratana 2030 à travers le Grande Ile. Il a été à Ankatso ce samedi 18 août 2018. Continuer la lecture
ROLAND RATSIRAKA : Nampihorakoraka ny mpijery tao Antsonjombe
« Ho raisina ny anaran’ireo tsy an’asa eto Antananarivo amin’ny taona ho avy ». Continuer la lecture
DHD :Tsy mahatoky ny CENI
Ilaina amboarina ny fitsipi-dalao raha tiana hahomby sy azo antoka ny fifidianana. Tsy laharam-pamehana ny fanatanterahana ny fifidianana fa ny eo ihany ny eo ho an’ny antoko politika Dina maHa-olona sy Demokrasia (DHD). Continuer la lecture
OPENFLEX: Rindram-baikom-pitantanana orinasa
Miroborobo manaraka ny teknolojia ankehitriny ny fisian’ny rindram-baiko isan-karazany. Mivoatra ny fomba fampiasana ny rindram-baiko amin’ireny orinasa ireny. Continuer la lecture
NY RADO RAFALIMANANA : Hanampy ny tanora manana tetikasa
« Tsy ho mpiasan’olona intsony ny tanora fa hanorina orinasa ho azy manokana ». Hametraka famatsiam-bola ho an’ny tanora Malagasy manana tetikasa izay tsy mandalo fanjakana i Ny Rado Rafalimanana sy ireo mpiara-miombon’antoka miaraka aminy. Continuer la lecture





















