Efa feno ny kapoaka ka nitokona tsy niasa ireo mpiasan’ny FOFIFA ( Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina amin’ny fambolena). Nanao fitokonana teo anoloan’ny biraon’ny FOFIFA teny Ampandrianomby ny telo ampahaefatry ny mpiasa ny 24 septambra 2019. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MEDECINS DE L’OCEAN INDIEN : Ho maimaimpoana ny fitsaboana ao Fort-Dauphin
Marary 9000 ka hatramin’ny 10.000 no hahazo fitsaboana tsy andoavam-bola. Io no tanjon’ny « Médecins de l’Océan Indien » na M.O.I mandritra ny fandalovany eto Madagasikara. Continuer la lecture
CHANGEMENT CLIMATIQUE : La fondation Telma intensifie ses projets
Madagascar figure parmi les dix pays les plus vulnérables au changement climatique, accusant en parallèle une perte de près de 90% de sa forêt et est à ce jour l’une des nations les moins bien préparée aux grands changements climatiques. Continuer la lecture
FITSARANA IREO MPANAO GAZETY : « Tsy manaraka ny lalàna ny fomba nanatanterahana ny paikady heloka »
Tao aorian’ny valim-pitsarana ireo mpanao gazety telo sy tale iray ao amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra dia naneho ny heviny ny mpisolovava azy ireo, ny niharan’ny fitoriana, ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tamin’ny anaran’ny TIM sady mpanao gazety ary ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM). Continuer la lecture
FOIRE ECONOMIQUE DE LA SAVA: Hetsika goavana miisa efatra hitranga amin’ny toerana iray
Faritra manan-karena i SAVA raha ny vokatra lavanila, voanio, episy no resahana. Continuer la lecture
MINISTERAN’NY SERASERA: “Atao izay hahakivy ny mpanao gaboraraka”
Distrika maro toy an’Antananarivo, Ambanja, Antsohihy, Farafagana, Marolambo, Ambovombe no nahitàna haino vaky jery ary fahitalavitra nomerika nisokatra tampoka tao anatin’ny herinandro vitsivitsy izay, araka ny fanadihadiana nataon’ny foibe fandrindrana ny orinasan-tserasera (DRM). Continuer la lecture
FILOHAN’NY HOLAFITRY NY MPANAO GAZETY : « Akoho ve no vonoina dia hitondràna famaky? »
Nivoaka ny 19 Septambra 2019 ny didim-pitsarana ireo mpanao gazety notorian’ny CEMGAM momba ny famoahana lahatsoratra momba ny angidimby tetsy Mahamasina. Continuer la lecture
INTERNET GOVERNANCE FORUM: Ho dinihana ny hahamora ny saran’ny internet
Efa zary fampiasa amin’ny andavanandrom-piainan’ny Malagasy sasantsasany ny aterineto (internet) ankehitriny. Continuer la lecture
MISS TOURISME MADAGASCAR: Hampisongadina ny firenena malagasy
Hisarika mpizahantany ho avy eto Madagasikara. Io no tena kendren’ny fifaninana “Miss Tourisme Madagascar”. Continuer la lecture
FORUM WAVE MADAGASCAR: Mpampiasa vola avy any ivelany miisa 100 tonga eto amintsika
Sahan’asa iray hampiakarana ny isan’ny mpizahantany mandalo eto Madagasikara ho 500.000 ny “Wave Madagascar”. Continuer la lecture





















