Anisany lohahevitra resahana mandritra ny fikaonandoham-pirenena momba ny fananantany, nanomboka ny 08 jona 2022 ary hifarana ny 10 jona 2022 eny amin’ny CCI Ivato ny famahana ny olan’ny fananantany. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
AMBATOVY : Hamatsy rano amin’ny vohitra telo iasany
Fandraisana andraikitra sôsialy ataon’Ambatovy Manatontosa tetikasa iray hamatsiana rano fisotro madio ho an’ny vohitra telo ny orinasa Ambatovy, Ankazotokana, Behontsa ary Ampangadiantrandraka, eny amin’ny manodidina ny Toerampitrandrahany ao Moramanga Ambatovy. Continuer la lecture
FILIÈRE VANILLE: L’ entreprise Kerry apporte aux planteurs et leurs familles un appui important dans le domaine de l’éducation des enfants
Plus de 3000 élèves dans les 19 écoles répartis dans les 11 villages de la commune rurale de Maroambohy, district de Sambava sont concernés par le programme « Tsara kalitao » (bonne qualité). Continuer la lecture
FORUM B2B MOMBA NY AGRIBUSINESS: Ho firosoana any amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo
Fampiakarana avo ny fihariana eny ambanivohitra. Tontosaina ny 18 jona 2022 eny amin’ny CCI Ivato ny “Forum Business to Business” na B2B. Continuer la lecture
CAN 2023: Mandefa ireo lalao 2 voalohany ataon’ny Barea ny StarTimes
Afaka manaraka ny lalao fifanintsanana ho an’ny CAN 2023 amin’ny alalan’ny StarTimes ireo mpankafy baolina kitra eto Madagasikara manomboka ny 01 jona 2022. Chaînes miisa efatra no mandefa izany: ST World football, St sport premium, ST Sports life ary ny St Spots Arena amin’ny kalitao HD (haute définition) . Continuer la lecture
ANDAKANA : Nahazo « Maison Digitale » avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar
Notokanana ny « Maison Digitale » faha 40 ho an’ny vehivavy teny Andakana ny 27 may 2022. Trano nomen’ny Fokontanin’Andakana no navaozina ary ny Orange Solidarité Madagascar no namatsy vola tamin’ny fanamboarana. Continuer la lecture
MADA VISION : Miverina ny fankafizan’ny mpanjifa ny Grande Braderie de Madagascar
« Nahita ny entana tadiaviny amin’ny vidiny mirary ny mpitsidika », hoy ny mpikarakara ny Grande Braderie de Madagascar, Andrianasolo Hery nanazava ny akon’ny fanokafana ny hetsika ny 26 mey 2022. Continuer la lecture
ORANGE SUMMER CHALLENGE 2022: Afaka mandray anjara ny tanora Malagasy
Hahazo fanampiana ara-bola sy ara-teknika. Voalohany ho an’i Madagasikara ny fandraisana anjara amin’ny Orange Summer Challenge 2022. Continuer la lecture
ROCADE IARIVO: Misokatra ny andiany fahatelo ho fandraisana ny lisitr’ireo tompontany tsy mbola nahazo onitra
Parsely 342 amin’ireo tany na tanimbary voakasikin’ny fanamboaran-dalana Rocade Iarivo no tsy mbola voaloa onitra. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 24 mey 2022 teny amin’ny sampandraharahan’ny fananantany Anosy ny andiany fahatelo amin’ny fampiharana ny didim-panjakana 2001 laharana 689, andininy faha-46. Continuer la lecture
OPERATION SMILE: Hiakatra ny tahan’ireo sima molotra sy vakilanilany mahazo fandidiana maimaimpoana
Be dia be ny olona sima molotra sy vakilanilany eto Madagasikara no mbola tsy nandalo fandidiana. Continuer la lecture











