Hahazo sakafo feno. Vao maika manampy trotraka ny olana sedrain’ny mponina any Atsimon’i Madagasikara ny fiantraikany ady any Ukraine toy ny fiakaran’ny vidim-piainana fa indrindra ny sakafo, ny saran’ny fitaterana ary ny vidin-tsolika. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
CHALLENGE PLAY YOUR AIRPORT : Le concours est ouvert à tous les Malagasy et résidents souhaitant apporter leur contribution dans l’amélioration de l’image de l’aéroport d’Antananarivo
Idées innovantes conjuguant la technologie et le respect de l’environnement. Le Groupe ADP (Aéroport de Paris S.A) er Ravinala Airports lancent le Challenge Play Your Airport à Madagascar. Continuer la lecture
FIZAHANTANY ANY AMBANIVOHITRA : Nanohana ara-bola ny AVIMA ny fandaharan’asa PAGE 2/ GIZ
Mitondra fampandrosoana ho an’ny tanàna. Anisan’ireo tanàna iray mandray vahiny hanao fizahantany any ambanivohitra i Belazao, Distrikan’i Betafo, faritra Vakinankaratra. Continuer la lecture
INCLUSION FINANCIERE: Airtel Madagascar récompense les usagers de mobile money
Joindre l’utile à l’agréable. Fenosoa Rakotomalala, Rasoarifetra Marie Blandine, Raharinirina Domoina sont parmi la multitude des gagnants de la promotion « Fety Be Airtel Money ». Continuer la lecture
EGYPTE: Hitondra ny fahaiza-manaony amin’ny fitantanana ny rano sy famatsiana rano ho an’ny fambolena eto Madagasikara
Hiafara-amin’ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa. Nanao fitsidihana tany Egypte ny delagasiona malagasy nahitana ny Ministry ny rano, ny fanadiovana ary fidiovana, Fidiniavo Ravokatra, ny Governoran’ny faritra Androy – Soja Tsimandilatse Lahimaro sy ny Governoran’ny faritra Anosy – Jocelyn Raharimbola ary ny Talen’ny kabinetran’ny Ministeran’ny rano ny 27 aogositra ka hatramin’ny 2 septambra 2022. Continuer la lecture
JMJ MADA 10: Azo hamoronana asa ny fiarovana ny tontolo iainana
Nampiranty ireo zava-bitany momba ny fiarovana tontolo iainana ireo tanora isakin’ny diosezy nandritra varotra fampirantiana tamin’ny JMJ MADA 10 natao teto Antsirabe. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: Les enfants de ses collaborateurs ayant réussi aux examens officiels CEPE, BEPC et BACCALAUREAT sont récompensés
L’éducation et le développement de la jeunesse sont des axes privilégiés dans la politique sociale de Ravinala Airports. Continuer la lecture
JMJ MADA 10 TAORIAN’NY LAMESA FAMARANANA : Madio tanteraka ireo « site d’accueil » sy Antsahatanteraka
Hivantana efitranon-tsekoly madio ireo mpianatra. Continuer la lecture
JMJ MADA 10: Miantso ny tanora hipetraka fa tsy hipetrapetraka, hitsangana sy sahy hanofy lalina
“Aza miandry solombavambahoaka na ministra vao handray andraikitra”. Continuer la lecture
JMJ MADA X: Ho ahodina ireo fako voaangona isaky ny toeram-pandraisana mpivahiny
Ao anatin’ny hafatr’i Papa tamin’ny alalan’ny « encyclique Laudato Si » ny fikajiana ny tontolo iainana. Continuer la lecture











