Manome tantsoroka eo amin’ny sehatry ny fiompiana ny MPE na « Malagasy Professionnels de l’Elevage ». Ho fanamafisana ny fampiroboroboana io sehatra io dia isan-taona dia misy ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy. Ity ivon-toeran’ity no mikarakara izany. Nanomboka ny alarobia 18 May teo ny FEPA andiany faha-9 ary amin’ny alahady ho avy izao vao hifarana. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
GIZ: Mampivelatra ny seham-pihariana amin’ny fiompiana osy sy tantely.
Anterivava :
Mandray anjara amin’ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy (FEPA) ny GIZ sy ireo mpiara-miasa aminy. Ny vokatra azo avy amin’ny osy sy ny tantely no hatolon’izy ireo ho an’ny mpanjifa mandritra ny dimy andro. Continuer la lecture
PAOLO EMILIO RAHOLINARIVO, « Misy namana miteny amin’ny teny tsy fantatra any amin’ny AFO Syndicale. »
Manana ny hasiny sy ny toerana misy azy ny « administrateur civil » eto amin’ny firenena na teo aloha izany indrindra ankehitriny. Manamafy izany ny fitokisan’ny filohan’ny repoblika azy ireo ka nanendreny ny praminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier izay « administrateur civil ». « Natao hanampy izay fanjakana misy izy ireo fa tsy natao hanongam-panjakana », hoy Paolo Emilio RAHOLINARIVO SOLONAVALONA, administrateur civil. Continuer la lecture
PEARLS GOLF CHAMPIONSHIP 2016 : Hanomboka amin’ny 14 May any Nosy-be Hell ville.
Hanomboka amin’ny Sabotsy ho avy izao ny fifaninanana « pearls golf championship 2016» izay ho tanterahana any Nosy-be amin’ity taona ity. Firenena maro no andray anjara amin’izany ankoatra ny Malagasy, toy ny Italiana, Frantsay, Anglisy… Continuer la lecture
« HIFATRATRA ANY AMIN’NY FILOHA NY KOLIKOLY ATAON’NY MANODIDINA AZY RAHA TSY MANAFAY IZY ».
Nahomby ny famoriana ireo tomponandraikitry ny fikambanana sendikaly isan-karazany, ireo hery velona rehetra manerana Nosy, … nataon’ny AFO Syndicale. Namaly ny antso ihany koa ireo mpanao politika manohana ny fitakian’ity farany dia ny fanerena ny Filohan’ny Repoblika hanagadra sy hanafay ireo olona ambony ao amin’ny fitondrana ankehitriny. Continuer la lecture
GADRAO IREO MPANAO KOLIKOLY…. !
Naresaka tato hato ny fiakaran’ny feo mikasika ireo mpanao kolikoly ao amin’ny mpitondra ambony. Anisany mitaky fanagadrana ireo mpanao kolikoly ny AFO SYNDICALE. Mangataka sy nanao antso ho an’ny filohan’ny repoblika izy ireo hanagadra ireo namany sy ireo manodidina azy izay manao kolikoly raha tena ray aman-dren’ny vahoaka rehetra izy, hoy Doudou RATOLOJANAHARY, ao amin’ny AFO SYNDICALE sady « administrateur civil ». « Raha tsy manao izany kosa izy, takina ny fialany eo amin’ny toerany ». Continuer la lecture
MTM: Maha marin-toerana ny Filoham-pirenena ny fialan’ny PM.
Anisan’ny nitaky ny fanesorana ny Praiminisitra teo aloha, Jean RAVELONARIVO ny fikambanana “Malagasy Tsy Mifanary” na MTM. Nambaran’ny Filoha Nasionalin’ny Fikambanana, William Dany RASOLOMAMPIONONA, fa maha marin-toerana ny fitondran’ny Filohan’ny Repoblika ny fialan’ny PM. “Manana zo hanala ity farany ny PRM”, hoy izy. Continuer la lecture
LAINGA AMIN’NY FOMBA OFISIALY !
Taorian’ny fanambarana ny didim-panjakana amin’ny fametraham-pialan’ny praiminisitra sy ny faneken’ny filohan’ny repoblika izany dia nanambara ny praiminisitra Jean RAVELONARIVO fa tsy mbola nanao sonia izany fametraham-pialany izany izy. Nandainga amin’ny fomba ofisialy ve izany ny eny amin’ny fiadidiana ny repobilika ? Continuer la lecture
LE NOUVEL AN DES EX-MATAFS : Pour un anniversaire
Ainsi que pour la majorité des entités sociales, le regroupement des ex-matafs (anciens marins de la Marine Nationale) n’a pu célébrer le nouvel an 2016 que le 30 mars. Comme à l’accoutumée, les anciens marins ont passé une agréable journée chez un des leurs. Pour 2016, la fête a coïncidé avec l’anniversaire d’un ancien du Garde-côte Fanantenana converti dans le rang des Revivalistes du village blanc de Soatanana. Continuer la lecture
STPL BETELA BOENY : Voyage d’étude à Analamanga
“C’est au nom du Christ que nous sommes en ambassade” (II Cor. 5, 20a). C’est le verset choisi par les étudiants en théologie du Séminaire Théologique Régional Luthérien Betela de Marovoay Boeny (STPL) pour annoncer leur déplacement à Antananarivo. Continuer la lecture











