Amin’izao ankatoky ny fetin’ny reny izao, efa niomana amin’ireo karazana fanomezana tsara omena ho an’ny reny ny mpandray anjara amin’ny “Grande Braderie de Madagascar”. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
Sehatry ny tranokalam-pifandraisana : Nisokatra ny www.fisandratana2030.com
Mandroso ny teknolojia eto Madagasikara ary efa misehatra amin’izany ny Malagasy ankehitriny. Continuer la lecture
Olompirenena miantso izay vonona sy vanona: Endriky ny horonan-tsary « Gisa mainty » ve ?
« Tsy hipetra-potsiny izahay olompirenena amin’izao ataon’ny mpanao politika eo amin’ny fitondrana na ny mpanao politika mpanohitra izao. Rehefa misy ny olana politika hatrizay dia vahaolana politika hatrany no natao kanefa tsy nitondra ny firenena nankany amin’ny fandrosoana sy ny filaminana izany. Continuer la lecture
Vehivavy mandray andraikitra: Omena traikefa sy fahalalana
Ny fampandrosoana lovain-jafy, miankina amin’ny toe-karena, ny tontolo iainana ary eo amin’ny lafiny sosialy. Hisy ny fanentanana sy fampihofanana ny vehivavy amin’ny faritra 22 ho fampandraisana andraikitra azy ireo amin’ny fampandrosoana. Continuer la lecture
SOMAPRO : Mitondra vahaolana amin’ny fahadiovana
Hizara loka 20 isanandro ho an’ny mpitsidika ny hetsika ara-barotra “Grande Braderie de Madagascar” na GBM ny SOMAPRO. Mpanohana ofisialy ny hetsika izy ireo. Continuer la lecture
MASTER IMMO: Hisy ny tolotra isan-karazany amin’ny fetin’ny reny
Manampy amin’ny fividianana sy fivarotana tany ny “Master Immo”. Mampiavaka azy ny fandraisana an-tanana ny fikarakarana ireo antonta-taratasy. Continuer la lecture
ALLO TAXIN’AKA: Tsotra nefa azo antoka.
Fomba iray hahazoana mivezivezy ny “Allo taxin’aka”. Tsy mandany fotoana fa amin’ny alalan’ny antso an-tariby na amin’ny tambajotra serasera faceebook, ahafahan’ny mpanjifa mamandrika taxi. Continuer la lecture
Antoko ADN: nidina ifotony Mitaky fitsapan-kevi-bahoaka
Samy tsy tafandry mandry amin’ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny ireo izay mihevitra fa manana adidy aman’andraikitra sy mitsinjo ny hoavin’ity firenena ity. Continuer la lecture
CHANGEMENT CLIMATIQUE: Opportunité pour les pays africains, cas Madagascar
Les pays Africains, un espoir pour les pays développés face à la lutte contre le changement climatique. La croissance économique des pays développés dépend de l’industrie. Continuer la lecture
Fahasalamana: Miara-miasa ny mpiara-miombon’antoka
Notanterahana omaly 16 Mey 2018 ny fanaovan-tsonia teo amin’ny ministeran’ny fahasalamana sy ny « système des nations unies » ( OMS, UNFPA, UNICEF…) soloin’ny solotenan’ny ny OMS eto Madagasikara, Charlotte Faty Ndiaye teny Antaninarenina. Continuer la lecture











