Mampatsiahy ny fitakiana nataony ny mpampianatra fanatanjahantena (EPS). Efa nisy tamin’ireo fangatahan’izy ireo no voavaly amin’ny ampahany saingy mbola misy ihany koa no mbola tsy voavalin’ny fanjakana. Continuer la lecture
Catégorie Actus
HAZANDRANOMASINA MISY POIZINA: Vanim-potoanany izao
Mateti-pitranga amin’ny faritra manamorona ny morontsiraka eto Madagasikara ny fanapoizinana vokatry ny fihinanana hazandranomasina. Continuer la lecture
Marc Ravalomanana: Vonona ny hanao fihodinana faharoa
Miandrandra fihodinana faharoa ny kandida Marc Ravalomanana ary miandry ampitoniana ny fanampahan-kevitry ny Fitsarana Avo momban’ny lalam-panorenana (HCC)
Nanangona: Jacob Haingonirina
Oniversite HECMMA: Sady mamoaka olona mahay no mahatoky
“Mila olona azo antoka ny orinasa sy ny firenena. Mila olon’ny fahamarinana sy mahay mandresy lahatra ny firenena mba tsy hanjaka ny fivarotana tanindrazana”, hoy ny filohan’ny oniversite HECMMA, profesora Rakotonirina Solonjatovo. Continuer la lecture
CCCOI 2018: Samy homena loka ny “arbitre” sy ny ekipa mendrika
Mampiantrano ny lalao iadiana ny tompondaka ny “handball” ho an’ny ranomasimbe Indiana (CCCOI) i Madagasikara. Hanomboka rahampitso 24 novambra 2018 tolakandro ity lalao ity. Continuer la lecture
STARTIMES : Miandry ny mpanjifa ny « abonnement » maimaim-poana
Hiara-hankalaza ny fetin’ny noely amin’ny mpianakavy ny Startimes. Izay mividy “décodeur” Startimes dia mahazo “abonnement” roa volana be izao. Continuer la lecture
LASA LAMAODY ILAY « IFOTONY »: Ohatran’ny manongotra mangahazo mihitsy
Mbola nanamafy ny heviny ny amin’ny tokony hanafoanana tsy misy hatak’andro iny fifidianana filoham-pirenena notanterahana tamin’ny faha- 7 Novambra 2018 teo ry zareo ao anivon’ny HFI, RMTF, TFI, solontena isam-paritra… Continuer la lecture
FIKAMBANANA EFOI: Ny fandrindrana ny tokantrano sy ny asa
Mpikambana 128 ao amin’ny fikambanana EFOI (Entreprendre au Féminin Océan Indien) nahazo fiofanana tao anatin’ny telo andro. Nifarana androany 22 novambra 2018 ny fampiofanana. Continuer la lecture
MARC RAVALOMANANA: Nisintona ny fitoriany
Ho fikatsahana ny tombontsoam-pirenena, nanapa-kevitra ny kandida Marc Ravalomanana ny hisintona ny fitoriana momba ny tsy fahatomombanana tamin’ny fifidianana 7 novambra 2018. Continuer la lecture
SEKRETERA JENERALIN’NY SSM: Zo ny karama ka tsy fangataka
“Raha vao mihoatra ny folo andro ny tsy fandraisan-karama dia tokony hihazakazaka hanao fitarainana any amin’ny sendika ny mpiasa mba ahafahana manao fitakiana any mpampiasa” hoy ny sekretera jeneralin’ny randram-baon’ny sendikalista eto Madagasikara (SSM), Barison Rakotomanga. Continuer la lecture





















