Feno 150 taona ny nanorenana ny tranovato Anatirova Manjakamiadana. Nosokafana tamin’ny alalan’ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ny sabotsy 20 jolay 2019 ny fanombohan’ny fankalazana. Continuer la lecture
Catégorie Actus
HOPITALY KOKILABEN: Eric Fou Hehy, olom-baovao
Vita soamantsara ny famindrana voa sy aty natao tamin’i Eric Fou Hehy. Efa manomboka mihatsara ny fahasalamany amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavan’ny solontenan’ny hopitaly Kokilaben Dhirubhai Ambani eto Madagasikara Sunel Kumar. Continuer la lecture
KIMIA COSMETICS MADA: Marika tena izy ny “produits cosmétiques” ao
Zava-doza ho an’ny fahasalaman’ny mpanjifa ny fividianana ireo vokatra ampiasaina amin’ny fikojakojàna ny endrika amam-bika (produits cosmétiques) hosoka. Continuer la lecture
DEPIOTE RAKOTOARISOA JOHNNY: Ny hamerenana ny hasin’ny Antenimierampirenena
Mbola naverin’ny solombavambahoaka zokiolona indrindra tamin’ny fivoriana manokana natao teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza omaly 16 jolay 2019 fa mila averina amin’ny laoniny ny hasin’ny Antenimierampirenena. Continuer la lecture
FILOHAN’NY UNRRM: « Ndao atao tahaka ny fitiavana ny Barea ny fitiavana ny firenentsika”
Tsy ho ela dia hiroso amin’ny fifidianana ben’ny tanana sy mpanolontsaina isika. Continuer la lecture
FIFIDIANANA KAOMINALY: “Soloy ny mpikambana ao amin’ny CENI sy HCC”
Tsy manaiky ny hanatanterahana ny fifidianana ben’ny tanana sy mpanolontsaina ny “hetsiky ny olom-pirenena miady amin’ny hosoka sy ny hala-bato amin’ny fifidianana” na (H.O.M.2H.F). Continuer la lecture
LIONS CLUB INTERNATIONAL – DISTRICT 417: Mifanaraka amin’ny zava-misy ny fanampiana ny maha olona
Voafidy ho governoran’ny Lions Club International, District 417 Ny Fanja Rakotomalala. Nandritra ny kongresin’ny Lions Club International natao tany Milan tamin’ity volana jolay 2019 ity no ahafahany mitàna io andraikitra io ao anatin’ny taom-piasàna 2019-2020. Continuer la lecture
FIZAHANTANY SY NY FITATERANA: Antsoina ny mpandraharaha hampiasa vola
Paikady iray ahafahan’i Madagasikara mankany amin’ny fisandratana ny fizahantany. Ny fanamboarana foto-drafitr’asa mifanaraka amin’ity sehatra ity no hitan’ny fitondram-panjakana ho laharam-pamehana. Continuer la lecture
MARIKA TCL: Hahatongavana any Egypte amin’ny lalao famaranana ny CAN 2019
Mitohy hatrany ny fahatanterahan’ny nofinofy noho ny fandraisan’anjaran’i Barea amin’ny CAN 2019. Mpankafy baolina kitra sy Malagasy mpanohana ny ekipam-pirenena iray indray no hisidina ho an’ny Egypte, hanaraka ny lalao famaranana. Continuer la lecture
BAOLINA KITRA MALAGASY: Voafidy ny filohan’ny ligin’i Bongolava
Antsapaka no niafaran’ny fifidianana ny filohan’ny ligin’i Bongolava eo amin’ny taranja baolina kitra. Notanterahana tany Tsiroanomandidy omaly Alarobia 10 Jolay 2019 ny fifidianana izany filohan’ny ligy izany. Continuer la lecture





















