Resaka voalohany nataon’i Nicolas Dupuis taorian’ny CAN 2019. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ny “club des partenaires” sy ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny 22 aogositra 2019 teny Anosy. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ISTS-CRDS: Ny anjara toeran’ny asa sosialy amin’ny fampandrosoana
Tsikaritra fa lasa tsy manaraka ny « code d’éthique et déontologie » mifanaraka amin’ny asa sosialy ny sahan’asa ataon’ireo mpiantsehatra, araka ny fanadihadiana nataon’ny CRDS (Centre de Ressources en Développement Social). Continuer la lecture
SOLOMBAVAMBAHOAKA MASY GOULAMALY : « Tokony misy ny mpanohitra ato amin’ny Antenimierampirenena»
Nanatrika ny fihaonana tamin’ny filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha avy any Afrika Atsimo ny solombavambahoaka Masy Goulamaly. Continuer la lecture
AFRIKA ATSIMO: Nizara traikefa tamin’ireo vehivavy malagasy solombavambahoaka
Volana aogositra, volan’ny vehivavy afrikana tatsimo. Ho fanamarihana izany dia nanasa an’i Baleka Mbete-Kgositsile, Filohan’ny Antenimierampirenen’ny afrikana tatsimo teo aloha ny masoivohon’ny Afrika Atsimo miasa eto Madagasikara. Continuer la lecture
ANOR TANY AMIN’NY FARITRA SAVA SY DIANA: Tratra ny tanjona
Ny faritra Sava sy Diana indray no nosafidian’ny ANOR (Agence Nationale de la Filière Or) nanaovana fitetezam-paritra. Ao anatin’ny fampanarahan-dalàna ireo mpisehatra amin’ny volamena sy ny fampahafantarana ny asa sy ny andraikitry ny “agence” izao dia izao. Continuer la lecture
HYPNOSE MEDICALE: Azo ampiasaina amin’ny fitsaboana
Voajanahary ny « état hypnose ». Isaky ny 90 minitra dia miditra ao anatin’ny « état hypnose » ny olombelona iray, hoy ny dokotera Ravoahary Gleize, maitre praticien en hypnose médicale. Continuer la lecture
LALANA NIHOTSAKA ETSY SOANIERANA: Natomboka tamin’ny “tagnamaro” ny asa fanamboarana
Efa ho herintaona no tapaka ny lalana eny amin’ny fokontany Soanierana III i Cité Gare. Continuer la lecture
SANTE ET DEVELOPPEMENT: Reprises des greffes de cornées
Comme notre journal Délire Madagascar détient les prérogatives d’avoir des habitués de plateau les Docteurs Maurice Collin et Joël Bessière, notre desk a eu le privilège d’avoir en direct au téléphone ces deux toubibs co-responsables de l’ONG Santé et Développement. Continuer la lecture
CYBERCRIMINALITE: Misokatra ny varavarana ho an’ireo iharam-pahavoazana
Voasazin’ny lalàna ny fihoaram-pefy amin’ny fampiasàna ny tambazotran-tserasera toy ny fitarihana olona tsy ampy taona hanao mamoa-fady, ny fangalarana ny mombamomba olona iray, ny fanompàna olona, ny fitarihana adim-poko, ny fisolokiana… Continuer la lecture
SUPERCODEURS: Sady vita ny vakansy no mitombo ny fahalalana momba ny teknolojia
Efa miditra tsikelikely ao anatin’ny fotoam-pialantsasatra ny mpianatra amin’izao fotoana izao. Marobe ireo fandaharan’asa entina hanampiana ireo ankizy sy tanora amin’ity vakansy ity ka anisan’izany ny “SuperCodeurs”. Continuer la lecture





















