Sekoly nomerika miisa 20 no apetraka amin’ity taom-pianarana 2020-2021 ity. Continuer la lecture
Archives mensuelles décembre 2020
KANETIBE MITABE: 64 ny ekipa handray anjara
Ny 11 ka hatramin’ny 20 desambra 2020 eny amin’ny kianja Aro eny Ankadimbahoaka no hanatanterahana ny “festival de pétanque” na “kanetibe mitabe”. Continuer la lecture
Fanjakana tan-dalàna : Sao mba ao Ambohidahy no vaha-olana ?
Azo hamaritana ny loko mainty ho lasa fotsy ve ny lalàna velona eto amintsika eto? Aleo kosa mba hifanarahana fa ny fotsy dia fotsy, ary eo ambonin’izay fahafotsiana izay no hanoratana amin’ny ranomainty mazava tsara izay lalàna tokony harahina sy hampanjakaina. Tompon’antoka amin’ny fiarovana ny lalàna fototra mampijoro ny fitondrana eto amintsika eto, ny etsy Ambohidahy etsy. Koa rehefa ireo no mangina dia “marina” izany ny fihetsiky ny mpitondra. Izany tokoa ve? Continuer la lecture
Fanjakana tan-dalàna : Sao mba ao Ambohidahy no vaha-olana ?
Azo hamaritana ny loko mainty ho lasa fotsy ve ny lalàna velona eto amintsika eto? Aleo kosa mba hifanarahana fa ny fotsy dia fotsy, ary eo ambonin’izay fahafotsiana izay no hanoratana amin’ny ranomainty mazava tsara izay lalàna tokony harahina sy hampanjakaina. Tompon’antoka amin’ny fiarovana ny lalàna fototra mampijoro ny fitondrana eto amintsika eto, ny etsy Ambohidahy etsy. Koa rehefa ireo no mangina dia “marina” izany ny fihetsiky ny mpitondra. Izany tokoa ve?
AKADEMIA MALAGASY : Sokajy haikanto sy hailaza / Sokajy haifiaina sy haifitondra
Ramatoa Randriamamonjy Esther, filohan’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza, sy Andriamatoa Rajaoson François, filohan’ny Sokajy Haifiaina sy Haifitondra no nitantana ny fotoana fanehoana tetsy amy ny Akademia Malagasy vokatry ny asa karoka natao, ny Alakamisy 03 desambra 2020. Continuer la lecture
FONDATION AXIAN: Voavadika horonam-peo ny boky “diary nofy”
Ho fisitrahana ny zo mamaky boky. Tantara foronina natao ho ankizy miisa dimy amin’ny teny gasy sy frantsay no ao anatin’ny boky “diary nofy”. Continuer la lecture
AXIAN UNIVERSITY : Une structure diversifiée pour révéler les talents africains
Une des premières universités d’entreprise à Madagascar et en Afrique. Dans son ambition de créer un espace d’échanges de connaissances et de compétences pour ses collaborateurs, Axian lance son université d’entreprise : Axian University. Continuer la lecture
EMIRATES ARABES UNIS : Le Projet 20by2020 améliore la qualité de l’eau dans les communautés rurales de Madagascar
Une fontaine qui fonctionne sans électricité, sans produit chimique. À Madagascar, plus de 58% de la population n’ont pas accès à l’eau potable et près de la moitié de tous les ménages vivent sans installations sanitaires. Continuer la lecture
KAOMININA BONGATSARA: Nandray an-tanana ireo niharan’ny herisetra sy fanolanana
Manana ivon-toeram-pihainoana ho an’ireo vehivavy, ankizy na lehilahy iharan’ny herisetra ny kaominina Bongatsara Continuer la lecture
FIZARANA BOKIN-TANY FAOBE: Bokin-tany 220 nozaraina tao amin’ny kaominina Bongatsara
Ampamarin-toerana ireo nanajary ny tany. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny 03 novambra 2020 teny amin’ny kaominina Bongatsara ireo bokin-tany miisa 220. Continuer la lecture