Après les sénatoriales, une autre campagne électorale est lancée. C’est celle qui est organisée à l’Université d’Antananarivo en vue de l’élection de son président.
Archives mensuelles janvier 2016
Linda Thomas Greenfield : Ho avy ny Bekintana
Milaza ny Masoivoho Amerikana fa hisy ny fitsidihan-dRtoa Linda Thomas Greenfield, Sekreteram-panjakana lefitra misahana ny raharaha aty Afrika, eto Madagasikara ny 9 hatramin’ny 11 janoary izao.
Sénatoriales : Logique politique respectée !
Selon les résultats provisoires glanés ici et là, plus de 36 sièges sur les 42 du Sénat seront occupés par les élus HVM. Le TIM, le Mapar, le Leader Fanilo et un indépendant se partageraient les sièges restants.
Fifidianana loholona: Hitarika saritaka hafa indray?
Io àry fa mifamory indray ireo tsy faly tamin’ny fifidianana izay ho loholona farany teo….Ireo nilingitra nirotsaka ho fidiana teto Antananarivo no niezaka namory mpanao gazety indray tamin’ity anio ity… Continuer la lecture
Barea : Mila mpilalao mila ravinahitra betsaka
Efa tena ao anatin’ny heriny sy manana paik’ady tsara amin’izy izao ny Barea de Madagascar amin’ny lafiny rehetra raha ireny lalao izay nataony nandritra ny taona 2015 iny.
Resaka îles eparses: Raikitra ny diabe (Ambohijatovo-Analakely-Ambatomena)
Nampahafantarin’ireo mpikambana ao anatin’ny Hetsika Madagasikara miaro ireo nosy Malagasy tamin’ity androany ity fa hanatanteraka diabe izy ireo ho fanoherana ny fibodoana ataon’ny teratany Frantsay ireo Nosy Malagasy eto amintsika. Continuer la lecture
Antananarivo-Renivohitra : Comment dégager les marchands de rue sur les trottoirs ?
Un défi auquel la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA) fait face. Comment dégager les marchands de rue sur les trottoirs et les obliger à regagner leur place aux marchés ?
Excellences, Mesdames et Messieurs les Ambassadeurs travaillant à Madagascar
Je, citoyen malagasy crois que 2016 marque un renouveau pour Madagascar. Le pays comme ses millions de familles est englué dans la pire pauvreté que la terre ait portée. De plus en plus de mes concitoyens prennent conscience que le développement tant attendu passe par des changements, notamment dans la manière d’être. Continuer la lecture
ONG NY FANAHY MAHA-OLONA : Soso-kevitra ho an’ny bèn’ny tanana sy ny fanjakana.
Ny ONG Ny Fanahy Maha-Olona tarihan’i Ny Rado RAFALIMANANA , manao izao soso-kevitra izao ho an’ny Ben’ny tananan’Antananarivo renivohitra sy ny fanjakana hanadiovana ny tanana. Tsara raha manokana andro iray tsy iasana anaovana izany. Ohatra ny 08 Janoary 2016. Continuer la lecture
MIANGAVY TOMPOKO
1-Miangavy anareo mpanao gazety mba haka sary ireo izay manatrika ny sakafo eny Iavoloha tsy an-kanavaka misy hitadidiana fa izy ireo tsy mba miray fahoriana @ Malagasy.