Actus

Linda Thomas Greenfield : Ho avy ny Bekintana


Milaza ny  Masoivoho Amerikana fa hisy ny fitsidihan-dRtoa Linda Thomas Greenfield, Sekreteram-panjakana lefitra misahana ny raharaha aty Afrika, eto Madagasikara ny 9 hatramin’ny 11 janoary izao.

Mandritra ny fitsidihany izy dia hihaona amin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy, Hery Rajaonarimampianina, sy manam-pahefana Malagasy ambony hafa.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *