Ho hita mivantana ao amin’ny Startimes ny lalao rehetra. Ekipa-pirenena 24 mahay indrindra ao eraopa no hiatrika ny fifaninanana Euro 2020 izay hanomboka amin’ny 11 jona 2020 ho avy izao ka haharitra iray volana. Continuer la lecture
Tag Archives joyce zafera
NINA NOVELAS, SPORT PREMIUM, M6 MUSIC: Ao anatin’ny bouquet Startimes 22.000 Ariary
Ao anatin’ny fanamarihana ny ny fahadimy taonany sy noho ny fetin’ny Paska dia nanapa-kevitra ny Startimes ny hampidina ny vidin’entana sy hanatsara hatrany ny tolotra omena ny mpanjifa. Continuer la lecture
STARTIMES: Misokatra ny botika fahadimy ao Tanambao III Toamasina
Chaînes vaovao. Tsy mikely soroka ny Startimes mikaroka ny fomba rehetra ahafam-po ny mpanjifa sy hamporisihana ireo mbola tsy mampiasa ny televiziona nomerika ny Startimes. Continuer la lecture