Miverina misokatra indray ny Hakanto Cotemporary eny amin’ny Galerie Alhambra Ankadimbahoaka rehefa nikatona amam-bolana noho ny valanaretina Covid-19. Continuer la lecture
Tag Archives hakanto contemporary
HAKANTO CONTEMPORARY: Hamoha ny fitiavan’ny ankizy ny zava-kanto sy ny kolontsaina
Manaitra ny talenta miafina. Misantatra ny Hakanto Cotemporary ny fampirantiana mitondra ny lohanteny hoe: “Eto isika dia manandratra ny nofin’izao tontolo izao”. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 06 febraory 2020 teny Ankadimbahoaka izany. Continuer la lecture