Raikitra ny « ady »…Ady goavana… MIHAJA sy mahaliana. Hotanterahina ny 07 Martsa 2020 ho avy izao ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahatena Mahamasina ny « X-treme combat ». Continuer la lecture
Catégorie Sport
CHALLENGE FIGHT PANCRACE DE L’OCEAN INDIEN : Ireo mpikatroka malagasy
Mangataka fanohanana avy amin’ny fitondram-panjakana. Nahazo fanasana amin’ny « Challenge Fight Pancrace de l’Océan Indien » andiany fahadimy izay atao atsy La Réunion ny firenena Malagasy. Continuer la lecture
STARTIMES: Handefa ny Euro 2020 sy ny Emirates FA Cup ary ny FA Community Shield
Manome ny tsara indrindra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Tafakatra 30 tapitrisa amin’ny firenena 37 ny mpampiasa ny Startimes. Anisany nahatonga ity televiziona nomerika ity nahazo vahana teto Afrika io tarehimarika io. Continuer la lecture
5 SOCCER : Fahombiazana ny andiany voalohany
Sady matotra no tsara ny andiany voalohany tamin’ny « Grand tournoi des champions ». Fifaninana baolina kitra nolalaovin’olona dimy izy ity izay natao teny amin’ny Five Soccer ( 5 Soccer ), Amoronakona. Continuer la lecture
FOOT ACADEMY: Hanandratra avo ny taranja baolina kitra malagasy
Hitondra avo ny lazan’i Madagasikara. Mitovy fijery ny Groupe Filatex sy i Florent Malouda, mpilalao baolina kitra teo aloha tao amin’ny ekipam-pirenena frantsay fa anisany antoky ny fampandrosoana maharitra ny fanatanjahantena sy ny tanora. Continuer la lecture
Rugby Africa Cup 2020 : Les Black Stallions et les Makis s’affrontent en finale éliminatoire
Ce weekend, les Black Stallions nigérians et les Makis malgaches se disputeront la dernière place pour la phase de groupe
Le coup d’envoi du dernier match de phase éliminatoire de la Rugby Africa Cup 2020 entre le Nigeria et Madagascar sera donné le dimanche 1er décembre à 15h00 heure locale (14h00 CAT) au stade Mahamasima d’Antananarivo, à Madagascar.
Les Black Stallions du Nigeria savent qu’ils n’auront rien à perdre et même tout à gagner face à la formation malgache à Antananarivo.
FIFANINTSANANA CAN 2021 : Trongisin’ny Barea ny Mena
Mitana ny laharana voalohany ny Barean’i Madagasikara ao amin’ny vondrona K tamin’ny andro faharoa amin’ny fifanintsanana CAN 2021 atao any Camerona. Continuer la lecture
FMF : Ho avy eto Madagasikara ny filohan’ny FIFA
Ho avy eto Madagasikara ny filohan’ny Baolina kitra manerantany (FIFA), Gianni Infantino ny 24 Novambra 2019 ka hatramin’ny 26 Novambra 2019. Continuer la lecture
FMF: Amidy manomboka rahampitso 15 novambra ny tapakila eny amin’ny “gradin”
Fandaminana. Taorian’ny fivoriana niarahana tamin’ny tomponandraikitry ny filaminana dia nanao fanambarana ny teo anivon’ny federasiona malagasy ny baolina kitra (FMF) fa amidy manomboka rahampitso 15 novambra 2019 ny tapakila ho an’ny “gradin” ahafahana mijery ny lalao fifanintsanana CAN 202, hifandonan’ny ekipam-pirenena malagasy sy etiopiana. Continuer la lecture
LALAON’I NIGER SY MADAGASIKARA : Mangataka fiaramanidina manokana amin’ny fanjakana ny FMF
Hifandray tanana sy hifanampy indray ny malagasy amin’ny lalao ihaonan’ny ekipa-pirenena Malagasy, Barea, amin’i ekipa-pirenena Etiopiana, Walya (Bouquetin d’Abyssinie) ny 16 Novambra 2019 etsy Mahamasina ao anatin’ny fifanintsanana ho any amin’ny CAN 2021 atao any Cameroun ny volana Jona sy Jolay 2021 . Continuer la lecture





















