Tombony lehibe. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 23 oktobra 2020 ny tsena vaovao, ny lalana Ambohimangidy Ankaditany mirefy iray kilometatra sy 400 metatra. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MSIS TATAO- KAOMININA ALAKAMISY FENOARIVO: Lakilen’ny fampandrosoana ny fampandraisana anjara ny olona eny ifotony
Mamaly avy hatrany ny filàn’ny mponina. Ny tetikasa FIAM ( Fivoarana ifotony ao anatin’ny mangarahara) izay iarahan’ny kaominina Ampitatafika sy ny Alakamisy Fenoarivo miaraka amin’ny tantsoroky ny fikambanana MSIS Tatao no voasafidy hahazo famatsiam-bola natokana ho an’ny vondrona itsinjaram-pahefana avy amin’ny Vondrona Eraopeanina. Continuer la lecture
FANOMEZAN-DRÀ ANTSITRAPO: Niditra tamin’ny andian’ny faharoa ny ekipan’i Haingo Paradis
Sady mamonjy aina no miteraka fahasalamana. Mpanome rà an-tsitrapo 50 ka hatramin’ny 60 no nandrasana teny amin’ny trano fitehirizan-drà eny amin’ny hopitaly HJRA Anosy nandritra ny hetsika nokarakarain’ny Groupe Masca Sabotsy Namehana sy ny kaominina Sabotsy Namehana niaraka tamin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ny 23 oktobra 2020. Continuer la lecture
SALON DE L’ETUDIANT – SPECIAL TOAMASINA : Natao ho an’ny mpianatra maniry hanohy fianarana eny amin’ny ambaratonga ambony
Hatrany amin’ny fahazoana “stage”. Vita soamantsara ny fanadinana bakalorea 2020. Maro amin’ireo mpiadina no maniry ny hanohy ny fianarany eny amin’ny ambaratonga ambony. Continuer la lecture
CHAINE HO AN’NY TANORA: Toonami, chaîne vaovao ao amin’ny Startimes Madagascar
Be mpijery indrindra. Tsy mitsahatra manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa ny Startimes. « Nanatevin-daharana ireo chaîne ho an’ny tanora i Toonami. Sarobidy ho an’ny Startimes ny ankohonana ka manaporofo izany ny fiarahamiasa vaovao amin’ny Warner Media”, hoy i Zafera Joyce, tomponandraikitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny daholobe ao amin’ny Startimes Madagasikara. Continuer la lecture
MOZEA VAVITIANA : Nanolotra sisam-bakoka arkeôlôjika i Ambatovy
Asa fikarohana arkeôlôjika nataon’Ambatovy. Manome lanja manokana ny fitandroana sy ny fanandratana ny lovan-kolontsaina Malagasy Ambatovy. Continuer la lecture
FITORIANA MPANDRAHARAHA AO FIANARANTSOA: “Manao harcèlement de procédure ny mpitory”
Nanazava ny raharaha momba ilay mpandraharaha avy ao Fianarantsoa voatonona tamin’ny haino vaky jery ny mpisolovava miaro azy, Maître Herinavalona ny 15 oktobra 2020. Continuer la lecture
BAKALOREA 2020: Nampitomboana avo roa heny ny zandary niaro ny toerana nanaovana ny laza adina
Vita ny fanomanana ny fanatontosana ny laza adina rehetra ho an’ny fanadinana bakalorea izay hanomboka ny 19 oktobra 2020 ho avy izao. Continuer la lecture
CNAPS: Tsy maintsy misitraka “tsinjo fameno” ireo manaraka ny fenitra takiana
Nameno ny fiainana andavanandron’ny mpiasa. Tapitra omaly 15 oktobra 2020 tamin’ny 12 ora alina ny fisoratana anarana anatin’ny hetsika “tsinjo fameno”, entina hanampiana ireo sehatra tsy miankina izay nisy fiantraikany tamin’ireo mpiasa ny Covid-19. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE- MEN: Hitombo 20 ny isan’ny sekoly nomerika
Hitovy amin’ny ankizy any ivelany. Tontosa ny 12 oktoba 2020 tetsy Anosy ny fanavaozam-piarahamiasa teo amin’ny Orange Solidarité sy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN) momban’ny fandaharan’asa “fanabeazana nomerika”. Continuer la lecture





















