Maro ny tombontsoa avy amin’ny fampiasana ny eSIM raha tsy hilaza afa-tsy ny fahazoana mampiasa laharana roa kanefa tsy voaelingelina, fiarovana ny tontolo iainana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
VALANJAVABOAHARY MADAGASIKARANTSIKA AO AMPOTAKA : Maka endrika sarin-tanin’i Madagasikara
Voalohany eto amin’ny firenena Malagasy ny fametrahana valanjavaboahary maka endrika sarin-tanin’i Madagasikara. Continuer la lecture
FAMBOLENA ARA-BIOLOJIKA: Ho zaraina amin’ireo tantsaha madinika ireo teknika ampiasaina
Voasafidy ao anatin’ireo firenena afrikanina miisa 5 hanatanterahana ny tetikasa KCOA- KHEA i Madagasikara. Continuer la lecture
FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR : Vohizina ny toekarena maintso
Tratra ny tanjona. Tonga maro ny mpitsidika nandritra izay telo andro izay. Continuer la lecture
VONDRONA ERAOPEANINA : Hitohy ny famatsiambola amin’ny fanamboarana foto-drafitrasa eto Madagasikara
Marolafy ny sehatra iarahan’ny Vondrona Eraopeanina (UE) sy i Madagasikara miasa. Continuer la lecture
ANTSON’NY TONTOLO MIAINA : Fampirantiana zava-kanto mampita hafatra fanairana amin’ny loza mitatao entin’ny fiovan’ny toetr’andro
Afaka mitondra vahaolana ny fahendren’ny Ntaolo. Tsy afa-miasaraka amin’ny tontolo iainana ny olombelona. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Hanohana ny CTM ho fampiroboroboana ny fampiasana ny nomerika amin’ny sehatry ny fizahantany
Na dia mbola tsy miroborobo tanteraka eto Madagasikara aza ny « tourisme durable et solidaire » dia efa betsaka ireo fikambanana no misehatra amin’izany eto amintsika. Continuer la lecture
FIOFANANA HO AN’NY MPIASA ETO MADAGASIKARA : Orinasa mpanofana miisa 9 nahazo mari-panamarihana fahavitana fiofanana avy amin’ny FMFP sy Better Work
Manatsara ny sehatry ny asa, mifanaraka amin’ny singa sosialy sy ny maha olona. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER CLUB AO FIANARANTSOA : Mpianatra sy tanora tsy mankany an-tsekoly intsony anarivony no hahazo fampiofanana momba ireo asa mifandraika amin’ny nomerika
Fiofanana maimaimpoana. Miara-miasa amin’ny Oniversite Fianarantsoa ny Orange Digital Center (ODC) Madagascar mba ahafahan’ny rehetra mikirakira ny nomerika sy misitraka tombontsoa avy amin’izany. Continuer la lecture





















