Je la goutte
une mangue
mûre d’été
lourde de soleil Continuer la lecture
Tahaka ny isan- taona, andiany farany ao anatin’ny taona iray lalovany hanatanterahan’ny Madavision ny hetsika Grande braderie de Madagascar no natokana ho an’ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona. Ny 18 hatramin’ny 22 desambra no hisian’io hetsika io etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahan- tena Mahamasina. Trano eva maro no handray anjara, izay ahitàna ireo kojakoja maro samihafa ahafahana miatrika ny fety. Raha fehezina dia hanampy betsaka amin’ny fiantsenan’ny fianakaviana isanisany ity hetsika grande braderie de Madagascar andiany farany amin’ity taona ity.
Mipetraka hatrany ny fihenam- bidy 15% , izay nahazoana fanamarihana fa nanome fihenam- bidy mihoatra lavitra noho io napetraky ny mpikarakara io ny ankamaroan’ireo mpandray anjara farany teo. Hiavaka kosa ny fanentanana amin’ity satria hisy ny fampisehoana iarahana amin’ny DJ Gouty sy ny THT, ny toerana natokana hilalaovan’ny ankizy, ny fifaninanana samihafa azon’ny rehetra andraisana anjara, ary fampisehoana karazan- dihy malaza ho an’ny tanora.
Mpiasan’ny kaomina 12 tao Toamasina I no naratra mafy vokatry ny fifandonana nisy teo amin’ireo zatovo miara-dia amin’ny ben’ny tanàna omaly maraina. Vokatr’izany fifandonana izany dia maro ireo naratra tsy maintsy namonjy toeram-pitsaboana, nisy olona roa hafa ihany koa voalaza fa tsy hita nanjavonana taorian’ny fifandonana.
Anton’izao fifandonana izao dia noho ny tsy mbola fandoavana ny karaman’ireo mpiasa ka mahatonga ireo mpiasa mitokona, hoy hatrany ny fanazavan’ireo mpiasa. Misy ihany koa anefa ireo mpiasa izay niveriana miasa ao anatin’ny kaominina saingy ireo mpiasa manao ny taratasy momban’ny fahafatesana sy fisoratam-panambadiana no miasa. Efa milamina kosa amin’izao fotoana izao ny toe-draharaha. Ny mampametram-panontaniana ny maro dia nankaiza ny vola? Toa maneno sahona avokoa ny mpiasa rehetra manoloana ny volam-panjakana very an-javona. Sa dia samy mikepoka izay sendra azy?
Ramaroson Alain: tsy reraka manao fitakiana
Feno ny fepetra rehetra ahafahana manatanteraka ny hetsika amin’ny Sabotsy ho avy izao ny amin’ny fitakiana ireo “lles Eparses “ eny Ambohijatovo, hoy Ramaroson Alain izay isan’ny mpitarika tolona matetika sy hetsika eto Madagasikara. Continuer la lecture
Un événement crucial pour le pays. C’est celui qui se tiendra à Dubaï, aux Emirats Arabes Unis. A l’initiative de l’Institut Malagasy d’Innovation, un organisme rattaché au Ministère de l’Industrie et du Développement du Secteur privé, le Forum International des Investisseurs pour Madagascar (FIDIM) y sera organisé, pendant quatre jours, du 13 au 16 décembre prochains. « Des Fonds d’Investissement de renommée internationale, de grandes industries et entreprises, des opérateurs économiques, des cabinets d’avocats gestionnaires de patrimoines de certaines richissimes personnalités, des apporteurs d’affaires, des coopératives et des gens avides de succès seront présents à ce rendez-vous économique », rapportent les organisateurs.
Le Conseil de Gouvernement tenu cette semaine à Mahazoarivo a approuvé la communication verbale relative à la participation de Madagascar à ce Forum International.
Herimanda
Un événement moins connu et moins médiatisé, pourtant très important pour la santé de la mère et de l’enfant. La Semaine nationale de l’allaitement maternelle exclusif sera célébrée cette semaine. Diverses manifestations sont au programme. Continuer la lecture
Nandritra ny andro farany amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny Analamanga eo amin’ny taranja lavalava izay tonotosa ny faran’ny herinandro teo dia fantatra avokoa ireo ekipa enina tafita hiatrika ny Top 6 amin’ity taranja ity.
Ireo ekipa henjana avokoa
Saika ireo ekipa henjana sy manana ny lazanay amin’ity taranja rugby ity avokoa no tafita amin’izany. Anisan’izany ny ekipan’ny fahasalaana izay mitana ny laharana voalohany amin’ny filaharana ankapobeny.manaraka azy avyeo ny ekipan’ny Miaramila izay fahaoa amin’ny filaharana.Mbola hita ao avokoa ny ekipan’ny IRC , ny ekipan’ny TAM Anosibe sy ny ekipan’ny Dakar izay anisan’ny ekipa nahavita dingana tsara tokoa nandritra ny volana maromaro tato ho ato izay. NY ekipan’ny TFA Anatihazo kosa no ekipa farany tafita izay sambany no hiatrika izany.
Tsy hita tabilao ny TFMA sy ny USA
Anisan’ny ekipa izay tsy nampoizina ny tsy naha tao azy ny ekipan’ny TFMA sy ny US IKopa ary ny UASC sy ny USA . Ireo mantsy dia mety mbola heady ny lalaos akana amin’ny hakana ny tapakila amin’ny Top 8 izay hatao atsy ho atsy ihany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’I Madagasikara.
Raha hiverenanan ny lalao amin’ny Top 6 io dia hiatrika ny lalaos akana aloha ny ekipan’ny IRC sy ny FTM ka izay tafavoaka mandresy eo dia hidona amin’ny Cosfa ary ny lalao sakana faharoa kosa dia ny adin’ny TFA sy ny TAM ka izay tafavoka eo hiaona amin’ny 3FB amin’ny lalao manasa-dalana avy hatrany. Ireo lalao sakana ireo dia hatao eny amin’ny kianjan’i Makis eny Andohatapenaka hatrany amin’ny 19 sy 20 desambra izao.
José R
Tonotsa ny Talata lasa teo ny dingan’ny fifanintsanana farany eo amin’ny iadiana ny ho tompondakan’ny Eoropa amin’ny klioba tompondaka na ny Champions leagues. Saika efa nahazo ny tapakila avokoa mantsy ireo ekipa matanjka sy goavana tahaka ny ekipan’ny Real madrid , PSG ,ary ny manchester City. Kanefa tsy maintsy nanatontosa ny lalao farany hanatsarana ny isa fotsiny sisa.
Tsy tafita ny Manchester
Anisan’ny ekipa tsy nampoizina ny ekipan’ny Manchester United izay tsy tafita ho any amin’ny dingan’ny amphavalon-dalana rehefa resin’ny Wolfsbourg 3 noho ny 2 nandritra ny lalao farany. Voatery nivarina any amin’ny ligy Eropa izany ity ekipa anisan’ny manam-bola ity vokatr’izany faharesena izany. Anisan’ny tranga tsy nampoizina ihany koa ny nahavitan’ny Real Madrid nanamontsana ny zava-bita tsara indrindra teo amin’ny baolina tafiditra satria nanamontsana ny ekipan’ny Malmo FC tamin’ny isa mavesatra 8 noho ny 0 izy ireo. Mbola tamin’ny isa 2 noho ny 0 ihany koa no nandavoan’ny PSG ny ekipan’ny Sakthar Donetsk.
Raha ny fandaharam-potoana amin’ny antsapaka amin’ny lalao amin’ny dingan’ny ampahavalon-dalana dia hotanterahina any Zurich amin’ny 14 desambra ho avy izao.
Ireto avy ireo ekipa tafita isam-bondrona
Vondrona A : Real Madrid / PSG
Vondrona B: Wolfsbourg / PSV Eindhoven
Vondrona C : Atletico Madrid / Benfica Lisbonne
Vondrona D : Manchester City / Juventus Turin
Ireo ekipa hanao ny Ligy Eropa :
Sakthar Donetsk / Manchester United / Galatasaray / FC Seville
José R
Ny hetra aloa amin’ny alalan’ny varotra sy ny famokarana paraky sy sigara dia mbola ahazoan’ny fanjakana volabe amin’ny alalan’ny hetra hatramin’izao…Ny Ofmata dia tantanin’ny fanjakana hatramin’izay ary ny fampirisihana ny mpamboly amin’ny fambolena paraky dia anisan’ny fototra nampiroborobo ity Ofmata ity… Continuer la lecture
S’il y a un mot qui revient à l’esprit en empruntant les taxibe desservant l’axe Itaosy – Tsaralalàna – Analakely, l’anarchie en est un. Cette ligne suburbaine est réputée pour sa mauvaise organisation, le non respect du cahier de charges et des règles de discipline. Et ce, depuis des longues années.
« Des taxibe desservant cette axe font leur loi. Certains font demi-tour. Ils prennent des passagers, non au stationnement de départ, à Analakely ou Itaosy, mais à Ampefiloha, aux 67 Ha Sud, à Antanikatsaka. D’autres n’arrivent pas à destination finale et lâchent leurs passagers à mi-chemin. N’ayant pas le choix, ces derniers doivent prendre un autre taxibe et payer un ticket de plus pour se rendre chez eux. Ce sont surtout le matin, vers 6 h 30 et 7 h et la fin de la soirée que les habitants d’Itaosy vivent cette situation », raconte un passager.
Face à tout cela, force est de se demander où sont les responsables ?