Afaka madiodio i Kohen Rivolala. Io no didim-pitsarana nivoaka omaly tao Toliara mahakasika ny raharaha ambalavelona, ka nampidirana am-ponja an’i Kohen Rivolala, tao Miandrivazo. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
KANTO SY ASASORATRA Ny Eja: mibirioka ny fiarahamonina
Nandritra ny hateloana tetsy amy Tahala Rarihasina no nanehoan’i Nomenjanahary Eugénie, fantatra amy solon’anarana hoe Ny Eja, ny sanganasany eo amy sehatry ny kanto sy asasoratra. Mibirioka ny fiarahamonina hoy Ny Eja. Anterivava. Continuer la lecture
FOCUS DEVELOPMENT: Mitolona ho an’ireo timanantsata
Fikambanana miara-miasa amy ny Komisaria Ambony an’ny Firenenena Mikambana misahana ny mpitsoam-ponenana (UNHCR) ny Focus Development. Naneho an-tsary ny salovan-tavan’ireo olona tsimanantsata na “apatrides” monina eto Madagasikara ny Focus tetsy amy Rarihasina. “Gasy Jiaby” no nanagasian’ny Focus ny hetsika eran-tany (Campagne mondiale) antsoina hoe “I belong” na “J’appartiens”. Anterivava.
Délire Mada : Mlle Nathalie Safia Mohamed, inona no anton’ny famelabelarana ataonareo eto?
Nathalie Safia Mohamed (NSM): “Avy amy ny Focus Development Association izahay, miara-miasa amy ny UNHCR, sampan-draharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny olona mpitsoam-ponenana sy ireo tsy manan-tsata (apatrides). Ny antony anaovanay fampirantiana eto amy ny Rarihasina dia miara-miasa amy Ny Eja mpanoratra izahay. Izy anisan’ny nanoratra tantara ho fanehoana ny fiainan’ireo olona tsy manan-tsata na apatrides eto Madagasikara. Dia anisan’ny nasainy izahay ao amy ny ekipan’ny Gasy Jiaby. Ity campagne Gasy Jiaby ity moa dia nalaina tamy ny campagne mondiale «I belong» na «J’appartiens». Dia ilay “campagne” Gasy Jiaby no natao ho an’i Madagasikara manokana mba ampahafantarana ny olona hoe inona marina izany hoe Malagasy, hoatry ny ahoana ny hoe Malagasy, iza mipetraka eto amin’ity tany ity no hoe Malagasy. Mamerina izay fanontaniana izay nasain’ny tsirairay izany izahay, satria noho ny fanavakavahana dia maro ny olona tsy manan-tsata, dia izay no antony ity campagne Gasy Jiaby ity. »
DM : Misy karazana tolona ataonareo ho an’ireo sokajin’olona tsy manan-tsata ireo ve?
NSM: ”Eny tompoko, misy tolona ataonay, satria tsara ho fantatra fa tao anatin’ilay ”campagne” Gasy Jiaby dia misy ”volets” roa mazava tsara: ”volet juridique” sy ”volet socioculturel”. Izao hetsika ataonay izao dia ao anatin’ny ”volet culturel”. Fa arak’ilay fanontanianao dia ao anatin’ilay ”volet juridique” izay satria ao anatin’io no misy ny ”assitance légale”. Dia ao anatin’izay ”assitance légale” izay izahay no manao fiahiana sy fanampiana an’ireo olona tsy manan-tsata ireo. Manampy azy maimaimpoana izahay miara-miasa amina ”cabinet d’avocat” mba ahafahany mahazo moramora kokoa ny zom-pirenena malagasy. Izay izany no fanampiana ambadika ataonay amin’ireo olona tsy manan-tsata izay manatona anay.”
Anterivava nation-dRazaka Oliva
PEARLS INTERNATIONAL GOLF COURSE : Fandaharam-potoan’ny fifaninana amin’ity taona 2016 ity.
Toy izao ny fandaharam-potoana amin’ny fifaninana Golf any Nosy-be : Continuer la lecture
MAIZINA NY ANTENIMIERAMPIRENENA OMALY.
Nirava maizina ny solombavambahoaka omaly raha tokony hihaino ireo manana fiarakodia familiana ankavanana. Tapaka ora maromaro ny jiro teny amin’ny Antenimierampirenena omaly. Nimenomenona ireo solombavambahoaka ka nanapaka fa amin’ny fotoana manaraka no atao ny fihaonana amin’ireo vahiny.
Araho amin’ny horonan-tsary ny zava-niseho.
Nirina R.
MAHAJANGA : L’excès de zèle de trop du Préfet.
Le Maire de la Commune Urbaine de Mahajanga a été interdit de ne pas accueillir le Premier Ministre (PM) à l’Aéroport. Malgré l’empêchement effectué par une personne envoyée par le Préfet de Police, Mohktar Salim ANDRIANTOMANGA y était présent. D’après nos sources, le coup n’est pas venu du côté du PM. Il est dû par le Préfet de Majunga à cause « d’une rancœur envers l’élection communale ». Continuer la lecture
FEPA ANDIANY FAHA-9: « Fiompiana, tosika ara-toekarenan’i Madagasikara ».
Manome tantsoroka eo amin’ny sehatry ny fiompiana ny MPE na « Malagasy Professionnels de l’Elevage ». Ho fanamafisana ny fampiroboroboana io sehatra io dia isan-taona dia misy ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy. Ity ivon-toeran’ity no mikarakara izany. Nanomboka ny alarobia 18 May teo ny FEPA andiany faha-9 ary amin’ny alahady ho avy izao vao hifarana. Continuer la lecture
GIZ: Mampivelatra ny seham-pihariana amin’ny fiompiana osy sy tantely.
Anterivava :
Mandray anjara amin’ny tsenaben’ny fiompiana sy ny vokatra azo avy aminy (FEPA) ny GIZ sy ireo mpiara-miasa aminy. Ny vokatra azo avy amin’ny osy sy ny tantely no hatolon’izy ireo ho an’ny mpanjifa mandritra ny dimy andro. Continuer la lecture
PAOLO EMILIO RAHOLINARIVO, « Misy namana miteny amin’ny teny tsy fantatra any amin’ny AFO Syndicale. »
Manana ny hasiny sy ny toerana misy azy ny « administrateur civil » eto amin’ny firenena na teo aloha izany indrindra ankehitriny. Manamafy izany ny fitokisan’ny filohan’ny repoblika azy ireo ka nanendreny ny praminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier izay « administrateur civil ». « Natao hanampy izay fanjakana misy izy ireo fa tsy natao hanongam-panjakana », hoy Paolo Emilio RAHOLINARIVO SOLONAVALONA, administrateur civil. Continuer la lecture
PEARLS GOLF CHAMPIONSHIP 2016 : Hanomboka amin’ny 14 May any Nosy-be Hell ville.
Hanomboka amin’ny Sabotsy ho avy izao ny fifaninanana « pearls golf championship 2016» izay ho tanterahana any Nosy-be amin’ity taona ity. Firenena maro no andray anjara amin’izany ankoatra ny Malagasy, toy ny Italiana, Frantsay, Anglisy… Continuer la lecture











