Vola mitentina 7,5 miliara Ariary nanampiana ireo mponina miankin-doha amin’ireo faritra arovana eto Madagasikara. Dingana voalohany hiarovana ny vala-java-boahary ny fanampiana ireo mponina mivelona amin’ny zava-boahary ao anatiny. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
S’PSS: Vahaolana ho an’ny fandriampahalemana
Ahitana orinasa matihanina amin’ny fiarovana ny ain’olona sy ny fananany eny amin’ny « salon des produits et solutions de sécurité » (S’PSS). Mivondrona ao anatin’ny trano heva telopolo izy ireo. Nanomboka androany 13 jolay 2018 ny hetsika ary hifarana rahampitso 14 jolay 2018 izany. Continuer la lecture
Pasitera Mailhol: Kandidan’ ny « Pôpôv »
Manao izay ho afany ireo kandida amin’ity fifidianana filohampirenena ity miseho etsy sy eroa. Vonona tanteraka amin’ny fifidianana ny antoko Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara (GFFM). Continuer la lecture
Fanorenana ifotony: « Hery » inona no anatanteraha azy ?
Eo anatrehan’ny fahafantarana ny fotoana hanaovana ny fifidianana, maneho ny heviny ny mpanao politika, ny sendika, ny olom-pirenena…Tsy hita ihany izay anaovana azy ireo , ny sasany efa maneho ny fahavononana hiatrika fifidianana. Continuer la lecture
Fanatsarana ny sidina anabakabaka: Tosika ho an’ny fizahantany
Tombony ho an’ny mpandraharaha miantsehatra amin’ny tontolon’ny fizahantany ny fananganana ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka vaovao Tsaradia. Continuer la lecture
Fampianarana fampitain-davitra: Ilaina fahatsapàn-tena
Manery ny mpianatra hanao fikarohana ny rafi-mpampianarana LMD (Licence- Master- Doctorat). Continuer la lecture
Fandriampahalemana: Misy ny vahaolana maharitra
Hitondra vahaolana manoloana ny tsy fandriampahalemana amin’ny lafiny rehetra toy ny vaky trano, halatra fiara… ny “salon des produits et solution de sécurité » (S’PSS). Continuer la lecture
Orchidées Blanches (O.B) : Lalana Jean Charles Rasoanaivo
Nampitondraina ny lalana manoloana ny Orchidées Blanches (O.B) Analamahitsy mihazo an’Androhibe (ENAM) ny anarana Jean Charles Rasoanaivo. Continuer la lecture
MADAGASCAR FASHION WEEK OCÉAN INDIEN: Fotoan-dehibe ho an’ny mpankafy lamaody
Mpamorona lamaody manodidina ny folo eo handray anjara amin’ny “Madagascar fashion week océan indien”, andiany faha-efatra. Continuer la lecture
Ratsietison Jean-Jacques : Hampidina ny vidin’entana
Fidinan’ny vidim-piainana mahery vaika misy fiantraikany any amin’ny vilan’ny tsirairay no ilain’ny vahoaka Malagasy. Continuer la lecture











