Nandresy an’i Nzalang Nacional tamin’ny isa 1 no 0 ny Barea tany amin’ny Kianja Nkoantoma omaly Sabotsy 13 Oktobra 2018. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
ANTOKO MFM : Hery Rajaonarimampianina no tohanany
Nikaon-doha tao anatin’ny roa andro teny amin’ny La villa verte Ambatomirahavavy ny solontenan’ny antoko politika Mpitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara (MFM) avy any amin’ny faritra 22 manoloana ny fifidianana filohampirenena amin’ny 7 novambra 2018. Continuer la lecture
ANTOKO REPOBLIKANINA: Hanohana an’i Andry Rajoelina
Samy manana ny safidiny sy tohanany ireo antoko politika indrindra ireo nitsangana tsy ela akory izay. Continuer la lecture
Fanaraha-maso ny fampielezan-kevitra: Miantso ny vahoaka hifanampy aminy ny DFP
Hanaramaso ny fampielezan-kevitra ny Dinika ho Fanavotam-pirenena ( DFP ). « Torinay eny amin’ny « tribunal penal » avy hatrany ireo mpiasam-panjakana izay tratra manao izany fampielezan-kevitra izany. Continuer la lecture
« PERMIS BIOMETRIQUE »: Lainga ny fanambarana nataon’ny tomponandraikim-panjakana
Nitondra ady hevitra lehibe teto amin’ny firenena ity atao hoe « Permis Biometrique » ity fa hoe « hosoka ». Continuer la lecture
Mandan’ny Tia Tanindrazana Malagasy : « Tompon’antoka ny HCC, CENI, CFM…raha misy ady eto »
Hamerenana ny hasin’ny tanindrazana sy ny vahoaka Malagasy ny vovonana « Mandan’ny Tia Tanindrazana Malagasy ». Continuer la lecture
Antoko Repoblikanina: Manana kandida tohanana
Maniry toy ny anana ny antoko eto Madagasikara. Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy ny Antoko Repoblikanina. Mpikambana tao amin’ny antoko Leader Fanilo nametra-pialana ireo mpanorina azy. Continuer la lecture
CNAM : Fampianarana arak’asa
Miasa avokoa ny mpianatra nahavita fianarana ao amin’ny CNAM. « Tsy mitovy amin’ny oniversite tsotra ny CNAM fa fampianarana mitondra ny mpianatra hahazo asa avy hatrany rehefa vita izany », hoy ny tale rejionalin’ny CNAM, Jocelyn Rasoanaivo. Continuer la lecture
« MADAGASCAR FASHION WEEK OCÉAN INDIEN »: Hetsika ara-tsosialy ny ao ambadikany
“Izay tombony azo amin’ity “festival Madagascar fashion Week Océan Indien”, andiany faha-4 ity dia entina hiantohana ny fitaovam-pianaran’ireo ankizy any Beroroha, Toliara II, Sainte-Marie, Mananjary”, hoy ny filoha mpanorina ny hetsika, Alexandre Rakotoson. Continuer la lecture
« SALON DE LA GASTRONOMIE »: Hampiofana maimaim-poana momba ny fandrahoan-tsakafo
Hetsika natao hankalazana ny sakafo sy ny manodidina azy ny « salon de la gastronomie », araka ny fanazavan’ny tale jeneraly lefitry ny « Alliance française Tananarive » (AFT), Rindra Dupré. Continuer la lecture











